Mandà ny fanaovana Marriage
1. xxx
(
23/06/2004 10:11)
Mandà ny fanaovana mariazy aho satria fandaingana eo anatrehan'Andriamanitra izany raha @ izao toetr'andro iainantsika izao.
répondu par pitchou le 15/07/2004 03:00
2. hendry
(
23/06/2004 14:39)
Hazavao ny tianao ambara.
Mihevitra ngah enao fa tsisy afaka hanaja ny hasin´ny fanambadiana ntsony ny olona @ zao? Sao dia tsy ny rehetra kosa?

3. pitchou
(
23/06/2004 15:22)
eny wa ry hendry! matahotra v enao hoe tsy hahavita hanaja sa matahotra hoe ilay ho vadinao tsy hahavita hanaja? nefa ange ny engagement mety manamora @zany e!
4. tequila
(
23/06/2004 15:43)
Sady zao e , ny olona tsy mahatana ny engagement intsony après 20ans de mariage tsy afaka lazaina fa nandainga vingt ans plus tot . On ne sait pas ce que la vie nous réserve hono .
Fa na dia zany aza , ny olona miroso amin'ny mariazy amizao indrindra aza no tena hitako hoe vonona satria tsy misy teriterena , tsy misy manaiky raha tsy vonona , iza hitako aloha zany e!

5. mabloo
(
23/06/2004 16:36)
ca veut dire ve zany ry reto raha zany resakareo zany hoe raha tsy vita mariage zay vao tokony hitenir engagement,zany ve de mety ,refa miaraka amin'ol de manaja azy raha milaza fa tia azy fa tsy hoe kilalao e!!de tsy afaka ny hanatena mitsy zany hoe ho fidel le ol miaraka aminao raha am zao andro zao!!
mety marina ihany alo zany ary question tasra apetraka ko ny hoe :
la fidelité ca existe tjrs ve sa resaka fotsiny no bobaka!!amiko nefa io no base ny couple na misy fitiavana na tsy misy,aleoko tsy misy toy izay io no tsy ao!!

6. fijo
(
23/06/2004 21:37)
za koa aloha dia tsy tia io mariage io e.ilay any ampiangonana no lazaiko an.ny antony mety tsy hitovy amin'ny an'i xxx fa amiko dia resabe io.satria ilay fototra naha izy azy efa tsy ao intsony.
9. pitchou
(
24/06/2004 05:52)
inona ry fijo no fototra mahaizy ny mariazy any am-piangonana? ny hany exiger-na fotsiny dia hoe indray mandeha ihany ny olona iray no atao mariazy any am-piangonana fa raha efa nanao izy d misaraka na maty vady d manambady hafa, dia ilay iray hafa sisa no jerena sy anaovana ny mariazy any raha toa ka tsy mbola nanao mariazy tany am-piangonana!
izaho aloha toa tiako ihany ilay mariazy any raha toa ka samy kristiana convaincus zahay e! fa raha ny iray tsy dia any loatra aleo sivily ihany!

10. hashinah
(
24/06/2004 07:00)
Ho anao ilay niteny hoe efa nisaraka 20 taona io .Dia lazainao fa tsy fahotana izany na 50 taona aza no misaraka?Amiko io dia fisehosehoana fotsiny @ ankamaroany fa azo isaina ihany ny tanora @ izao fotoana no mahatody azy h@ farany.
11. mimich
(
24/06/2004 09:58)
xxxxx> mariage inona aloha io lavinao io e! tadidido fa ny vodiondry dia efa mariage @ fomba malagasy, taloha mbola tsisy an'izany mariage civil sy religieux izany, ka raha ny mariage en gal no lavinao , dé mahagaga ihany izany satria io no dingana ahafahana milaza fa mpivady ny olona roa na eo anivon'ny fiaraha-monina na eo anivon'ny fanjakana na eo anivon'ny fiangonana,
raha eo anivon'ny fiaraha-monina dia ilay vodiondry, raha ara-panjakana dia ilay soratra , ary raha eo anivon'ny fiangonana dia ilay mariage religieux
Raha ohatra kosa indray ka ilay mariage any am-piangonana fotsiny dia miankina @ tsirairay io raha olona tsy miditra am-piangonana kosa ve no terenao hanao mariage religieux toa hafahafa ihany satria tsy avy @ fo fa famitana adidy fotsiny ampy azy hatreo @ soratra . Ilay hoe mandainga eo anatrehan'atr , inona no tianao lazaina @ zany?, dia inona koa ry fijo ilay fototra naha izy azy?
raha ho ahy manokana indray dia ny fahavitana ireo dingana telo ireo vao mampandry ny saiko hoe vita mariazy.

12. fijo
(
24/06/2004 22:30)
efa voatanisan'i mimich ny karazana mariage ka tsy hidirako intsony,fa ny tian'ny mpanoratra lazaina eto ngamba dia ilay any ampiangonana.
zavatra telo no fototr'io dia ny fahavitan'ny mariage sivily(mairie)
fahadiovan'ny mpivady(virginy)IZY ROA fa tsy ny sipa ihany.ary ny finoana.
amin'izao fotoana izao dia ity voalohany sisa no tanteraka.fa ireo fototra roa hafa efa tsy ao na manalasala.ka dia lasa lamaody sisa izany ilay izy.

13. pitchou
(
25/06/2004 16:11)
diso enao fijo eo @ le we virjiny! satria na efa manan-jafikely aza d amporisihana hanao ny mariazy am-piangonana, zany hoe hanao fifanekena eo anatrehan'Andriamanitra! ary araka ny teniko tery ambony dia sakramenta ny mariazy eo @ fiangonana ka indray mandeha ihany ny olona iray no afaka manao an'izany! saingy tsy maintsy eo lay finoana alou!
14. fijo
(
28/06/2004 22:38)
pitchou an,mahafinaritra ny mamaly ahy fa mba fantaro tsara aloha ilay resaka.amin'ny mpivavaka dia ny mariage no lalana hidirana amin'ny firaisana ara nofo.izay no tena heviny fa io lazainao io efa resaka mivoana taty aoriana .tadidio fa ao anatin'io baoboly io aza dia voarara ny manao firaisana alohan'ny fanambadiana.ka aza dia mamaly be fotsiny re
15. pitchou
(
29/06/2004 06:26)
d aminao zany reo olona taty aorina ny nanambadiany d tsy tokony hitondra ny fanambadiany any am-piangonana intsony? ary ny olona tsy niova ho kristiana raha tsy efa maro anaka d tsy tokony hiova intsony? mahagaga raha izany satria hafa tena hafa ny fanazavan'ny fiangonana na katolika na protestanta ny atao hoe mariazy!!!! ny fanambadiana noresahana ao anaty baiboly r'ise tsy ireo nentina tany am-piangonana ihany an! fa ny fanambadiana nisehoana t@ fiaraha-monina rehetra! zany hoe ny sipasipa ihany no tsy ao anatiny!
to mila miverina mianatra sekoly alahady na ketekomena ny sasany zany an!

16. pitchou
(
29/06/2004 06:28)
d araka ny hevitry fijo taiza josefa sy maria no natao mariazy? satria maria d efa bevohoka b vao natao mariazy izy? ary ny mpiara-monina tsisy mahalala zay nahabevohoka azy fa ny fantatra d efa mpifamofo ary nifanerasera izy sy josefa?
17. fijo
(
29/06/2004 21:14)
ka eo ny olana.
ny taloha dia hamasinina fotsiny ny fanambadiana.mbola ampiharina io any amin'ny tany ortodoxa sy ny jiosy.fa ny latina no namorona ny mariage sivily.(resaka administration)ary taloha,izany hoe taorian'io mariage sivily io.ny mariage any ampiangonana dia tsy nekena raha tsy virginy ny sipa(efa lasa sipa sisa eto)io dia mbola hita sy ampiharina any corse sy ambanivohitry italie.ary mbola tena sarotiny ny olona.toa izany koa ny mpino silamo sy jiosy.izay mbola mitana tsara io fomba io.

18. fijo
(
29/06/2004 21:22)
resaka marie sy josefa,io dia tanatra be satria dia hilaza indray hianareo fa hanaratsy aho,fa efa hitako tamina boky(masina)fa i josefa dia tena kivy sy naika hanary an'i marie tamin'ny nahita azy bevohoka,satria fantany fa tsy avy taminy.io ngamba dia mba mihaiky koa ianareo.ka izay iray alehany,na io zaza janga na nisy clonazy.fa tsy misy izany fanahy mahabevohoka izany .ary olana tamin'ny fanambadiany io.
19. mimich
(
30/06/2004 07:10)
fijo sy pitchou> raha ny fahitako azy dia fotom-pinonana tsy mitovy ny anareo ka tsy hahazo marimaritra iraisana @ izany mihitsy satria sarotra be io raha vao ny fototra iaingan\'ny adi-hevitra no tsy mitovy.(resaka maria sy josefa sns ......io lazaiko io)
fa hiverenako kely ilay resaka fototry ny mariazy. Tena marina aloha ilay 3 cond ahafahana miroso @ mariage any am-piangonana lazain\'i fijo io, tena io no fiandohany, nefa ilaina ihany koa ry fijo ny mampifanaraka ny fomba toy ireny @ zavatra efa iainana ary tsy azo ihemorana intsony. Raha tsy diso aho dia ianao no nilaza fa adala angamba ny papa raha nilaza izy fa tsy tokony hisy firaisana alohan\'ny fanambadiana, izany hoe ianao izany dia manaiky fa tsy ho tanteraky ny maro izany @ izao vaninandro izao. Izany hoe iny zany dia efa zava-misy fa ny vahaolana no tokony hotadiavina,
jerena hoe inona moa no tena fototry ny mariazy any am-piangonana, @ ankapobeny dia ilay fitondrana ny fifaneken\'ny mpivady eo anatrehan\'atra ary ny fahazoana ny tso-drano avy aminy.Noho izany, ho an\'ny xianina averiko indray ho an\'ny xianana dia na manao ahoana na manao ahoana toe-batan\'ilay olona rehefa vonona izy hitondra an\'izay fifanekena izany eo anatrehan\'atra sy te handray izay tso-drano avy aminy dia izay no zava-dehibe ka izany no mahatonga an\'i pitchou milaza fa misy aza ny olona efa loa-jafy mbola miroso mandray ny sakramentan\'ny mariazy izany. fa ny tsara indrindra aloha dia ny mahatahiry ilay fototra 3 nolazainao ireo e!
Lasa lamaody sisa hoy ianao, mety ho marina izany, nefa inona moa no maharatsy ny lamaody raha mety hanova sy hitondra ny fiainan\'ny olona @ tsaratsara kokoa. NY mariazy anie tsy voatery hanao fandaniana be e! fa araka ilay lazaiko io hoe ireo ny essentiel dé izay, efa misy oh izao ny mariazy miara-mizotra , izaay tsy dia miy fandaniana manao ahoana (saika olona efa manan-janaka matetika ny manao io.
izay dé aza mifamaly @ zany maria sy josefa izany tsony fa manjary tsy misy mpanatrika eo ny mariazinareo hi!hi!hi! dé mahareta h@ farany e! dé miteraha 7 lahy 7 vavy

20. pitchou
(
30/06/2004 10:27)
fijo> ny fanontaniana ange d izao e! tsy ny olona na ny fiaraha-monina na ny fiangonana no nametraka olana t@ lay mariazy fa i josefa hanana azy, ko nahoana ary no natao ny mariaziny hoy ianao raha noheverina fa tsy azo atao mariazy ny olona efa tsy virjiny intsony na lahy na vavy?