Mandà ny fanaovana Marriage

21. pitchou ( 30/06/2004 10:33)
mimich> hihihi! aleo atao mitokana ny valin'ny andry! eo @ le resaka virj ange no nahatonga ahy hiteny e! satria na ny pretra t@ zany aza tsy ninon fa mbola virjiny maria satria efa bevohoka be! nefa dia natao mariazy soa aman-tsara, ary mitombona ilay mariazy satria izy sy josefa samy izay vao nanambady! raha tsy azo natao izany d ho tokatrano maso teny foana ny azy 2 ary ho nohenjehina noho izany, nefa mazava tsara ao fa mpivady rizareo!
22. hendry ( 30/06/2004 11:37)
Io miankina @ conscience´ny tsi-1, rehefa mahatsapa ilay couple fa mendrika ho @ zany mariazy zany dia afaka miroso.
Ny fototry ny mariazy manko mety hiovaova arakaraky ny finoan´ny tsi-1 sy ny fisainany.
23. fijo ( 30/06/2004 20:29)
mimich>ekeko tokoa io voalazanao io,fa ny lalana no tokony hifanaraka amin'ny fiainana.ny olana anie ry mimich dia ny lalana kristianina mihintsy no tsy manaiky hiova e.amiko tsy koi mihintsy izany virja na tsia izany.fa ny fiangonana no mbola mitaky izany.jereo fa hatramin'izao ny papa mbola mitaky sy milaza ihany fa ny f(fanajana tena)tsy manao no vahaolana amin'ny sida ary mariky ny fankatoavana?amin'izao andro izao ve dia hosakanana ny olona tsy hiray?
24. fijo ( 30/06/2004 20:30)
pitchou an,raha ny fandehan'ny resaka anie ao anaty boky ao(raha tsy diso ny fitadidiako) dia efa mpivady i josefa sy marie no bikina i kala e.izanyhoe mbola nihodina ny anao vavy
25. bimps ( 01/07/2004 08:28)
Ahoana moa no ilazana fa mbola vrj i Maria nefa anie ka hoa "une chose est vierge quand elle ne peut pas traversé par l'homme e!"
Sady ny zanany ary "homme" koa no nivoaka avy ao e!
26. pitchou ( 01/07/2004 10:48)
fijo> tsy mbola mpivady rizareo no bikina izy ka! satria nisy niteny t@josefa hoe aza menatra ny hampakatra an'i maria ho vadinao tralala... satria izy saika hametrapetraka azy moramora tsy hanambady azy!
bimps> ivereno kely ny définition nao fa misy tsy miady
27. fijo ( 01/07/2004 21:07)
izay no tsy tsaroako ka.izany hoe nitaiza zanabaratra i lery?sipa efa bikina no mbola nidirana.loza anie izany hoy le kaky.
28. mimich ( 02/07/2004 06:28)
fijo a! sao dia trop lotra!
29. pitchou ( 02/07/2004 18:04)
fijo> izay no nahatonga ilay fitenenana hoe "zefa" rehefa voatery mitaiza ny zanaky ny hafa ny lehilahy na zana-drahalahany io na zana-kanabaviny! tsy misy maharatsy an'izany akory fa ny olonatsara ihany no mahavita mitaiza ny tsy azy!
mimich> ny olana ange aky d i fijo tsy kristiana e! hany ka rehefa mivavaka ny olona tsy concentrés fa ndrao manjavona ny sakafo
30. xxx ( 13/07/2004 09:04)
eeeeee de lasa resa-be ilay izy oooooo!!!!!!!
31. pitchou ( 13/07/2004 10:19)
hihihi! ka problema b ange le mariazy nony farany e!
32. mimich ( 13/07/2004 11:17)
xxxxx>ka nga mo tsy resaka no tadiavina eto
33. yonikafopl ( 13/07/2004 17:09)
le hoe manda ny fanaovana mariazy kosa tsy mety fa ny hoe manda ny hanao mariazy angaha .
Safidy io e! rehefa tsy te hanao mariazy iano noho ny antony manokana dia hajaina izany safidy izany, fa kosa tsy tokony hanohintohina izay te hanao mariazy.
34. pitchou ( 15/07/2004 03:00)
hihihi! tandremo sao misy ankidsintona voalin'olona an!
rehefa tena mba tapa-kevitra fotsiny na firy taona nivadina na firy ny ankizy, ka tena tapa-kevitra vao tokony hanao mariazy fa manjary otran'ny manaraka lamaody fotsiny e! aleo io zavatra iray io mba asiana hasiny manokana!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3873