être abusée!

1. xxx ( 21/06/2004 09:22)
inona ny fiantraikany abusement eo @ fiainan'ny olona! ary inona mety ho conséquences any ra ny vokany abusement lasa enceinte ilay sipa!?
répondu par fijo le 06/07/2004 21:39
2. fijo ( 21/06/2004 21:30)
io dia resaka manahirana sady ratsy satria ny fiainan'ilay olona mihintsy no simba.ny sainy dia tsy hilamina mihintsy noho io zavatra io.raha be vohoka moa izy dia na esorina,na dia tazomina ihany fa dia ny saina no tsy hilamina e.
3. unik ( 21/06/2004 21:37)
tena fanapotehina an ilay olona amin ny mahaolona azy mihitsy io na vatana na saina na fanahy!!!
4. booboo ( 21/06/2004 23:33)
lasa tsy mahatoky tena izy ary izay no tena terrible
5. poupounesana ( 22/06/2004 08:42)
miankina @ le oll niharan'ilay abus le izy.ny fahatanjahan-tsaina io tiako resahina io!sura alou fa misy ny choc émotionnel ary misy fikorontanana ao anaty ao satria zavatra tsy normal no nihatra t@tena ndrindra moa fa misy vokany hitamaso sy azo tsapain-tanana le izy!saingy zao, l'essentiel après une chute c la façon de se relever hoy le fitenenenana
6. jhouhlambout ( 22/06/2004 09:07)
-Tsy mahatoky olona intsony
-Tsy milamina itsony ny toe-tsainy
-Mipetraka ilay fanontaniana grave be: ho tazomina sa tsia ilay zaza?
-Mety manao abus_na fanafody izy(oh: anti-dépresseurs)
-Possibilité iray: suicide
- .... etc .... etc ...

Ny mety indrindra dia ny manantona Psychatre na olona mitovitovy @ izany.
7. booboo ( 22/06/2004 13:35)
ekena ! na miresaka @ zay namana tena mbola atokisana fa tsy tazonina ao anaty ao fa hipoaka ny farany dé ho terrible koa @ zay fotoana zay
8. fijo ( 22/06/2004 21:58)
io hevitr'i booboo io koa no tsara matetika satria mety misy henatra na tahotra koa ny hiresaka any amin'ny hafa fa dia izay namana akaiky no tena tsara.
9. pitchou ( 23/06/2004 15:27)
marina izany! saingy otran'ny choc gravy rehetra misy sequelle entina mandramaty io satria araka ny nolazain'i jhoul hoe tsy ara-batana fotsiny fa ny ara-tsaina sy ara-panahy mihitsy! tsara ny iresahana azy hanamaivana ny conscience saingy misy tsy ho afaka mihitsy ao!
10. fijo ( 23/06/2004 20:26)
ny vokany ara tsaina aloha dia tena tsy hiala mihintsy e.ary izay no tena ratsy.
11. ikaretsaka ( 24/06/2004 05:53)
ie... io grvy.. ara bataba eo ihany
12. fijo ( 24/06/2004 22:44)
sady ratsy fa aza manao izany.inona no tsirony azo amin'izany?
13. xxx ( 25/06/2004 09:47)
iza zao no tenenin'i fijo an'zany?le nanao abus v?reny ange matetika le tsy d malala ttsy sy surf eh.
14. pitchou ( 25/06/2004 16:30)
azon'ny tsirairay atao kosa angamba ny manampy izay tratran'izany @ famaizana ilay nahavanon-doza ka!
15. booboo ( 28/06/2004 06:49)
raha tratra am-body omby na mahasaky miteny ilay niharan'ilay abus ! terrible be mantsy ny hampiteny ilay victime
16. ikaretsaka ( 28/06/2004 21:36)
izay mihitsy .. nef atsy maimntsy izay ny vahaolana farany
17. fijo ( 28/06/2004 21:45)
xxx ilay mpanao ireny no lazaiko.
ny fitsaboana sy famaizana ilay nahavaona azy ihany no tena tsara e.
18. pitchou ( 29/06/2004 06:39)
le nahavanona indray v no andaniana andro ho tsaboina fa tsy ilay voa???? andray kosa ity fijo!!!!!
19. booboo ( 29/06/2004 07:32)
fitsaboana ilay niharan'ilay abus kosa angamba no tian'i fijo tenenina ?
20. pitchou ( 29/06/2004 13:09)
zay angah ko! saiky kivy t@le valinteny aho ko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4314