être abusée!

21. fijo ( 29/06/2004 21:34)
marary saina ny olona mahavita ireny ka mila fitsaboana koa izy mba tsy hamerina intsony.izany akory tsy hanadinoana ilay nahavanona ny loza.
22. ari.malala ( 06/07/2004 12:45)
Ny fiantraikany eo @ fiainan'ilay olona niharany, mijaly be izy, ara tsina aloha voalohany indrindra, ara batana koa manarakaraka. Raha resaka fanararaotana no nahabevohoka ilay zavavy, vao maikna mitombo ny fahararian-tsainy satria simba tanteraka ny hoaviny. Atao hoe tsy mbola ampy taona izy, misy fikorontanana be dia be eo @ fiainany satria ankoatry ny fianarana tspaka dia ny fahazazana tsy maintsy ilaozana tsy fidiny. Na ampy taona nefa na tsy ampy taona ilai vehivavy dia tsy maintsy misy fikorontanana foana.
23. fijo ( 06/07/2004 21:39)
io aloha dia tena tokony hilana famaizana be mihintsy e.satria raha itony zavatra nitranga taty franca itony dia tena hadalan'ny fitsarana sy tsy fahampiana'ny lalana mihintsy no fositra voalohany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7492