rafy
1. pam
(
14/06/2004 14:57)
Raha misy olona tena tianao , ka mampirafy anao , nefa izy tsy mangataka ny hiala aminao.ka ahoana ny hevitra e !
répondu par fijo le 24/06/2004 22:37
2. xxx
(
14/06/2004 15:07)
Ezahiko adinoina rehefa tsy natao teo imasoko. Tsy azo ferana ny fitiavana tsindraindray ary tokony ahatsapa izany ny tsirairay ka hifamela
3. chipie1
(
14/06/2004 15:26)
matoa izy alou mampirafy de misy antony ao.
aleo miala fa tsy miandry anazy angataka iala akoury!
resaka famelana io ndray ry xxxx asina fetrany io fa sao de ho lany andro eo ianao!
tsy fitiavana izany mampirafy zany raha amiko alou.
aleo miala fa tsy miandry anazy angataka iala akoury!
resaka famelana io ndray ry xxxx asina fetrany io fa sao de ho lany andro eo ianao!
tsy fitiavana izany mampirafy zany raha amiko alou.
5. voninkazokely
(
14/06/2004 16:20)
tohin'ny etsy ambony : sao mantsy anananao ihany ilay tadiaviny any amin'ny hafa any !
7. ramoul
(
14/06/2004 19:55)
ka ra efa laniny avokoa ny mamy rehetra zay navoakana de lasa ndray izy any amin' ny olon-kafa no mitady fa efa leo izy.
Tonga dia saraka ny fanafodiny fa tsy misy famelana zany ry xxxx à!
Tonga dia saraka ny fanafodiny fa tsy misy famelana zany ry xxxx à!
9. fijo
(
14/06/2004 23:50)
aiza kosa,mba mamela ny helony fa tsy fantany izay ataony e.homeo chance faha izy fa mba solafaka kosa e.dia mivavaha hoazy.
12. mimich
(
15/06/2004 08:32)
fijo> mivavaha ho azy hi!hi!hi! , f'anga...........lasa ......mpino mahafatra -po an!
izao
pam> miankina aminao io satria ianao no mahafantatra azy bebe kokoa, jereo izay nahatonga azy nanao ilay fampirafesana, fahabangana ve sa tena fanahinina fotsiny izao dé anjaranao no mandray ny fanapahan-kvtr araka izay fahitanao azy avy eo.
izao
pam> miankina aminao io satria ianao no mahafantatra azy bebe kokoa, jereo izay nahatonga azy nanao ilay fampirafesana, fahabangana ve sa tena fanahinina fotsiny izao dé anjaranao no mandray ny fanapahan-kvtr araka izay fahitanao azy avy eo.
13. mabloo
(
15/06/2004 08:44)
amiko alo na inona antony mahatonga ol iray hampirafy de tsy mety amiko zany!!tsy fitiavana !!raha ohatra hoe zavatra tsy ampy eo am couple ve no ampirafesana ,maninona no tsy lazaina amle miaraka aminao hoe zao no tsy ampy de vita in mo no tsy vitan'ny dialogue!!
pour moi an!!" aimer c'est pour le pire et pour le meilleur ""
pour moi an!!" aimer c'est pour le pire et pour le meilleur ""
14. ari.malala
(
15/06/2004 11:32)
Tsy misy resaka fa dia aleo tonga dia misaraka ê! sarotra be ny hanadino ny aretim-po vokatr'iny fampirafesana iny!
15. unik
(
15/06/2004 12:29)
pam> aleo mangataka fihaonana aminy klou! dé hanontaniana ny antony! sao dé mba zavatra azo dépassé_na ihany! tonga am léhoe sery vitan anamalaho ve dé ndeha hamonoana vantotr akoho !!! lé remord avy eo koa mantsy mety tsy ho zaka!!!
16. akamatiana
(
15/06/2004 20:20)
pam, matoa ny oul akiray mapirafy de tsy tia tsony zany izy , mety sarotra aminy ny hilaza we ndao hisaraka ,fa ataony fantatrao fotsiny ny ataony , ka matanty enao mijanona , tsia enao miala .Nefa ny tsara de ny miala avy hatrany, ra toa nefa ka tena voaporofonao fa manao zany marina izy fa sao de vavan'olona fotsiny no henoinao . Asa anefa fa zay alou ny hevitro ry pam. Mahereza fa tsy laozandratsy ny tany e
17. unik
(
15/06/2004 20:33)
tiako tenenina hoe mety antony avy aminao ihany koa matonga an lé oul miaraka aminao mampirafy! ka tsisy otran miresaka sy mifanazava alou!!!
19. yonikafopl
(
15/06/2004 21:37)
za tena saro-piaro lozantany an! fa ny ahy indray raha toa ka tena tiako izy ka izay no voalohany naha solafaka azy dia resaka aloha, raha miala @ ilay iray izy dia hisy ny famelana fa solafaka izany. fa raha toa ka mbola mamerina na tsy mety miala @ le iray dia izay no vita , miala za na tiako be toy ny inona aza izy, aleoko tsy manana toy izay hampirafesina tssssssssss
20. fijo
(
15/06/2004 23:39)
izany ka sipa hendry.homeo famelankeloka foana izy fa mba solafaka e.izay ilay hilazako hoe mivavaha hoazy fa tsy tsaroany ny lalana.raha tratra fanindroany aza izy dia mbola homeo chance faha telo fa mety hiova ihany e.