rafy
21. ikaretsaka
(
16/06/2004 05:47)
anontaniana izy aloha heo fa maninona aho no ampirafesinao.. dia raha avy aminao ilay fautre dia miezaka ianao .. fa raha avy any aminy de mampirafesa koa
22. ari.malala
(
16/06/2004 12:00)
Ka zao anie ê, na hiresaka sy hifanazava aza, ny fo efa marary, sady matoa ny olona1 mampirafy efa fanaony izay, d hanazava eo izy nefa hiala pas sy hanodinkodina resaka hiezaka hahazo ny fonao indray, tsy aleo ve miala dieny mbola tsy lalina ny fery toy izay ianao efa nanantena azy hiova dia nefa izy mbola hanao ny fanaony ihany dia vao maika harary ny foi?!
23. unik
(
16/06/2004 12:27)
ari.malala> tsy mitovy hevitra aminao aho amin ilay hoe "efa fanaony"! , ie mety fanaony nefa koa mety tsy fanaony sy tsy sitrapony fa teren ny zava_misy izy , ka io no tsara jerena! dia avy eo ianao niteny hoe: nyfoefa marary: ie mety harary tokoa alou ny fo e,fa rehefa mba tonitony vaomiresaka, sady ny tendrom po koa hono anie tsy mba namana e!
24. angie
(
16/06/2004 12:37)
aleo miala, aleo irery toy izay hiaraka amin'ny oul toy izany. @ zay kou mba misy fotoana hakana saina kely ka raha mety any aoriana miverina raha tsy mety moa vodin-tsobika aza manana anjara maika fa v...n'oul
25. akamatiana
(
16/06/2004 16:02)
marina mitsy zany ry angie a, ka i pam aza ity tsy hita intsony kou , isika injay no lasa miady hevitra be eto , hi hi hi hi
26. pam
(
16/06/2004 16:17)
Eka aleo hamaly fa voaraiko daholo ny hevitrareo ; fa ny tena tsy laitra ange de izao , na efa niaraka t@ olona hafa aza aho taorian'io satria za efa niala taminy de tsy mety izy ary vitany ny nigafy ka za nanontany azy ny tena heviny , "de tsy mety hiala izy "fa tsy misy misaraka zany hono.Ka tena eo ny olana tsy haiko hoe izy ve mbola tia sa ahoana ?
28. fijo
(
16/06/2004 21:30)
valio io fanontaniana io ,dia ataovy an tsaina fa tsy terena ny fiarahana ka na mbola te hiaraka aza izy nefa ianao tsy te hiaraka intsony dia vita izay fa tsy misy miaraka irery izany.
29. pam
(
17/06/2004 07:54)
Raha ohatra aho tsy tia azy de tsy novakiako loha , fa tsoriko aloha fa tiako izy . ka eo no tena blem , satria efa izaho mihitsy no niteny taminy hoe misaraka , ary efa 3 fois no nanaovako izany , nefa izy tsy mety miala amiko nefa koa mbola manao ny ataony . satria efa in-telo no nialako taminy nefa tsy mety afaka aho . Nisy namako aza niteny hoe sao de voan'ny fanafody , nefa za tsy mino izany .Tsy haiko e , na de miezaka ny tsy ahita azy aza aho de tena tsy afaka .
30. akamatiana
(
17/06/2004 19:22)
pam : tsy haiko alou e, mety marina ny tenin'ny namanao , refa tena hitanao ve ny ataony , de mbola inn no endrasanao , asa tena tia angamba enao , nefa na izany aza mba jereo ihany ny ho avinao . Eny e , anjaranao ihany ny misafidy ry pam an , refa mbola tena tinao mou izy de modio tsy fantatra akour izay ataony e .
31. fijo
(
17/06/2004 21:46)
ianao mihintsy izany no tsy te hisaraka raha izany.fantaro aloha izay tena tianao vao mitady hevitra.
32. angie
(
18/06/2004 08:20)
Io kou mety ho zakanao androany satria tena tianao izy na tsy miova aza kanefa arakaraky ny hiarahanareo maharitra no vao maika hahasarotra ny fialanao aminy. Izy koa mantsy efa mahalala fa ianao tena potika sy rotidrotika (hihihi) aminy dia ataony kilalao. Ary dia ianao no ho voa mafy avy eo indrindra fa moralment.
Soso-kevitra hentitra ary sarotra: misaraka aminy dia mametraka plainte any @ polisy raha misy manjo anao sy izay mety miaraka aminao ao aoriana. Nisy nanao io satria novonion'ilay sipany taloha lay vaovao ... nety ny résultat satria tena nisaraka mihintsy ary tsy sahy nanantona akory.
Eritrereto tsara fa tsy azo atao io raha tsy tapa-kevitra ianao.
Soso-kevitra hentitra ary sarotra: misaraka aminy dia mametraka plainte any @ polisy raha misy manjo anao sy izay mety miaraka aminao ao aoriana. Nisy nanao io satria novonion'ilay sipany taloha lay vaovao ... nety ny résultat satria tena nisaraka mihintsy ary tsy sahy nanantona akory.
Eritrereto tsara fa tsy azo atao io raha tsy tapa-kevitra ianao.