love me sweet
1. ngama
(
10/06/2004 14:51)
Mba tena mahazo ve eto? Io ary misy tolotra ho an'izay mitady malala. Miandry aho fa raha misy de tena omeko fitiavana ngeza be ohatra ny lohany.
répondu par fijo le 02/09/2004 20:03
2. ramoul
(
10/06/2004 15:52)
hihihihi tsy afaka miaraka tsika ry ngama fa ny lohako tsy ngeza b zany fa kely batitany kely. hihi
7. ari.malala
(
11/06/2004 06:10)
ka ny mamy anie tsara ê! sa misy mamy rsty ve? mahità soa ngama â!
9. nananie
(
11/06/2004 15:53)
Ko 'zany hono zany koa. Tsy aleo kosa ary ato no manao offre toa 'zay eny an-dàlambe?
Mahità ny soa sy ny mamy ry Ngama a!
Mahità ny soa sy ny mamy ry Ngama a!
18. fijo
(
17/06/2004 21:58)
ih,ih,ih,toa misy hiran'ny jeneraly milaza io fitiavana glady be io ka.
19. angie
(
18/06/2004 07:51)
Ka iny ange lay nampisaraka azy satria lay hira fisarahana e.
ianao dia notolorako fitia tena fitia ngozabe ohatra ny lohanjy
tsy fantatro na mbola any ihany izy io malala o
zay no tena mila hahalasa adala
ianao dia notolorako fitia tena fitia ngozabe ohatra ny lohanjy
tsy fantatro na mbola any ihany izy io malala o
zay no tena mila hahalasa adala