love me sweet

1. ngama ( 10/06/2004 14:51)
Mba tena mahazo ve eto? Io ary misy tolotra ho an'izay mitady malala. Miandry aho fa raha misy de tena omeko fitiavana ngeza be ohatra ny lohany.
novalian'i fijo ny 02/09/2004 20:03
2. ramoul ( 10/06/2004 15:52)
hihihihi tsy afaka miaraka tsika ry ngama fa ny lohako tsy ngeza b zany fa kely batitany kely. hihi
3. latifa ( 10/06/2004 17:29)
fa angaha tena olana be ity resaka fitiavana ity e!
4. mumu ( 10/06/2004 18:50)
ngama mahita soa e!!!
5. yonikafopl ( 10/06/2004 19:58)
dia mahazoa ilay tena mamy ngama a dia bonne chance e
6. fijo ( 10/06/2004 23:37)
mamy angaha no tena hilain'i ngama?fa tsy ilay tsara.
7. ari.malala ( 11/06/2004 06:10)
ka ny mamy anie tsara ê! sa misy mamy rsty ve? mahità soa ngama â!
8. unik ( 11/06/2004 09:06)
aona njay zany manao offre zany mintsiny?
9. nananie ( 11/06/2004 15:53)
Ko 'zany hono zany koa. Tsy aleo kosa ary ato no manao offre toa 'zay eny an-dàlambe?
Mahità ny soa sy ny mamy ry Ngama a!
10. booboo ( 12/06/2004 12:23)
ngama>hihihi tsy kely be ve izany "ohatra ny loha " izany ?
11. fijo ( 14/06/2004 21:54)
mahereza letsy dia mahazoa glady an.
12. nananie ( 17/06/2004 13:30)
koa raha glady be ve ho zaka?
13. angie ( 17/06/2004 13:42)
????glady be ahoana sa ny inn????
14. nananie ( 17/06/2004 13:43)
le fitiavana kou.
15. angie ( 17/06/2004 14:19)
hay ve e. fitiavana glady be zany hono e.
16. nananie ( 17/06/2004 14:42)
fa tsy glady fotsiny fa mamy be en plus an.
17. angie ( 17/06/2004 14:44)
ka le glady mihintsy ange no tsy faheno e hihihi
18. fijo ( 17/06/2004 21:58)
ih,ih,ih,toa misy hiran'ny jeneraly milaza io fitiavana glady be io ka.
19. angie ( 18/06/2004 07:51)
Ka iny ange lay nampisaraka azy satria lay hira fisarahana e.

ianao dia notolorako fitia tena fitia ngozabe ohatra ny lohanjy
tsy fantatro na mbola any ihany izy io malala o
zay no tena mila hahalasa adala
20. fijo ( 21/06/2004 23:15)
milay le hira ka.ireny izao no tokony mba tsy havela hovery ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.7071