Fampisehoana ataona NAMANA
1. samoina
(
09/06/2004 09:42)
Hamaranana ny fankalazana ny faha1O taona niorenan'ny tarika sahaniny dia hanao fampisehoana ny namana Naritsimba.
Amin'ny Alahady 18 Jolay 2004 no hanaovana izany manomboka @ 3 ora hariva. Ny toerana dia ao @ FJKM Ambohipo.
Hira gasy, dihy, kabary mifanandrify @ fomba amam-pahendrena malagasy no hasehony @ izany.
Koa manentana ny namana izahay hanotrona izany fotoan-dehibe izany .
Iza ireo namana mety liana hijery izany mba ahafahana ifankafantarana ?

répondu par naritsimba le 23/08/2004 11:52
6. ramoul
(
10/06/2004 16:25)
ra misy avion direct de tonga any zah samoina à!
Voaray ny hafatra fa dia misaotra betraka.

9. samoina
(
11/06/2004 07:33)
unik/ Tsy direct kah ! Tatitra no ezahina hatao rehefa vita
Chipie1/ Io no solon'ny invitation fa tongava e !
Kitjo/ Tsy azo anitrihina oul ny vôlizy sô hampigadra antsika sy enao raha misy sempotra !! Mody aiza moa no tinao lazaina ?
Fijo/ Milay kokoa raha mba teo koa elà e !
Ramoul/ Minoa fotsiny ihany ! hihi
Ari.malala/ Maimaim-poana izy io kah ! Saingy mety ahafaly ny namana Naritsimba raha mba tohanana kely izy
Rixes/ Ny namana naritsimba dia mpanakanto mpandala ny fahendrena malagasy. Tany an-tsekoly angamba isika samy nahatsiaro ilay tononkalo manao hoe " Fikirizana "
Mba mafy hasaina ny tanimbary
Kanefa mikiry ny mpiasa tany
Ny tanany mihepaka maharary
Mikiry ka farany vita ihany
Mba sarotra lahy ity enti-mody
Ny saina domelina, ny andro lany
Kanefa ny mpianatra mahatoky
Mikiry ka farany tonga ihany
Ets...tsy tadidiko loatra intsony fa classe de 6ème angà io no natao !!
Ny Papan'i Naritsimba no nanoratra io ...
Dia miandry antsika rehetra izay afaka izany ô !

10. kitjo
(
11/06/2004 11:02)
samoina> aleo hilamina ary e
, k za te hahita ko aona aaaary
hay v ka izany e?? mahafinaritra rehefa mba misy misolo tena any kosa ny namana e,
raha tsy zany ahano avion stop aho,ihiiihhi

12. ravatorano
(
11/06/2004 11:22)
manao hard v lery sa moa ny mandala ny fahendrena malagasy tsisy hard.
Hanotrona tokoa fa d jerijereo eny , hitondra saina kely asaian ny logon ny namana eto
Waouhhh

15. naritsimba
(
16/06/2004 10:12)
Salama daholo eh!
Misaotra mialoha eh!
Tongava daholo fa tena mahafinaritra be io fotoana io an!
hahita zavatra tsy ampoizina ianareo @ io fotoana io.
Dia manantena ny fahatongavantsika maro,
misy vidim-pidirana ilay izy ka.
Ho ezahiko ny hanome fanazavana ho antsika namana rehetra ny momba io fotoana io.
mandra-pihaona ô!

16. samoina
(
22/06/2004 09:24)
Dia manantena anareo namana ho tonga maro e !
Voafafako ilay hafatr'i Naritsimba nilazalaza ny fandraisan'anjara fa raha mba azo averina eto azafady ô ! Tsaroako fotsiny fa eo @ 1000fmg ny an'ny kilonga !
Marihina fa voafidy hanafana fotoan-dehibe ôfisialy ny tariky ny namana Naritsimba @ fetin'ny fahaleovantena izao !

18. naritsimba
(
24/06/2004 11:28)
Ankizy:1 000 fmg
Lehibe;2 500 fmg
Invitation:10 000 fmg
Reservation: 25 000fmg
dia misaotra mialoha amin'izay afaka eh!

19. naritsimba
(
20/07/2004 09:42)
salama daholo eh!
Dia vita soa aman-tsara ilay izy.
Isaorana manokana ny namana "samoina" fa dia tonga nanotrona anay soa aman-tsara. Nisy fiarahanay mirahalahy naka sary tamin'io fotoana io.
Aoka izy no hilaza hoe nanao ahoana ny fahitany azy.
Dia isaorana koa ireo namana naniry ny ho avy nefa tsy afaka eh!
Amin'ny taona ho avy indray izay mbola tsy nahita eh!
Ho ezahiko avoaka eto ihany ny vaovao momba ny tarika rehefa misy.
Misaotra antsika rehetra eh!

20. kitjo
(
20/07/2004 13:34)
Arahabaina izany nahavita soa e, d mahereza sy mirary soa ho amin' ny manaraka njay e
Rehefa misy namana mody zany d tokony manao fampisehoana foana i Naritsimba :)
arimalala> refa tobil d oe auto stop
d ra avy aty roplan no sakanana d mba oe avion stop,hihiihih