bandy akama sy anabavy

1. poupounesana ( 15/05/2004 08:24)
inn no mahatonga ny bandy tsy mamela ny namany hiaraka @ anabaviny?
répondu par poupounesana le 18/06/2004 17:10
2. hendry ( 15/05/2004 17:21)
Raha namany atokisany tsy hanakana izy fa matoa manakana ny hiarahan´ny anabaviny @ bandy akamany izy dia fantany zany fa tsy mendrika azy ilay bandy akama.
3. poupounesana ( 16/05/2004 05:25)
mis bandy izay wa d tsy avelan'lay bandy namany hiarak'@cousine-ny mihitsy nefa izy efa mbô hitanay ihany we niova sady nihamatotra. d mbola izany ihany v no antony ry hendry? misy antony hafa kosa ngamba kah!matahotra ngamba izy we haverin'io bandy io @ cousineny zay nataodry zareo tany, sa tsy possible zany?
4. donemaskit ( 16/05/2004 09:38)
Efa fantany tsara ilay bandy, efa fantany tsara koa ny anabaviny, rehefa hitany fa tsy mifanaraka dia zay...
5. xxx ( 16/05/2004 15:41)
ka refa samy lehibe tokony samy responsable @ny hataony,ny hany azon'ilay anadahy hatao anagmba de miteny fa tsy manaforce,fa hafa ndray raha ohatra hoe mbola kely le anabavy nefa milingilingy.
6. methode ( 16/05/2004 16:37)
SArotsarotra ihany aloha io raha mpinamana izany e! Tsy maintsy misy ihany koa ny hasarotam-piaro indrindra raha hoe nisy zavatra hafahafa nataon'ilay mpinamana tany ho any!
7. poupounesana ( 16/05/2004 17:23)
tantara marina io nolazaiko tery ambony io! ny rôle rehetra samy efa lehibe (mihoatra ny 21 taona avokoa)! ny zava-mitranga d izao: tsy afaka miaraka izy roa mpifankatia (mataotra ny hifanena @ le cousin le bandy), tsy mifankahazo izy roalahy mpiakama ary tsy mifankahazo koa izy mianadahy.sao d misy mahita solution omena an'ireo oll ireo eh
8. xxx ( 17/05/2004 04:34)
Sao dia mba mody atao hoe cousin fotsiny izany?
9. poupounesana ( 17/05/2004 05:33)
tena cousin germain kah sady @ zay izy efa manambady
10. randjy ( 17/05/2004 12:01)
poupounesana a!
ny solution tsara indrindra dia ny miresaka .fa ny azo atao raha ohatra tsy sahy miresaka ilay bandy akama te hiaraka @cousine dia tokony hanao porofom-pitiavana tonga dia any @ parent lery zany hoe dinganina ilay akama.
11. fijo ( 17/05/2004 22:18)
raha samy lehibe tsy hitako izay hidiran'ilay cousin.raha za ilay bandy iray dia hidirako ihany dia hohita eo avy eo.
12. poupounesana ( 18/05/2004 11:45)
ka zao anie, le bandy io an te hoany @ le sipa nefa tsy te hifanena @ le cousin-ny.ka io cousin io manko toa zanak'antrano ao@zareo mitsy. izy roalahy koa tena mpinamana b, sady miaramiasa (tsy birao aloha fa hafa...)!zà koa aloha mba niconseiller azy we nareo ihany no erany fa tsy misy idiran'le cousin.fa toa hitako sarotra ihany koa. d zany no mahatonga à manadihady aty @nareo lelà we inn no mety antony anaovan'le cousin'ny an'zany!we d ratsy toetra mitsy v le bandy sa d misy antony hafa
13. randjy ( 18/05/2004 14:52)
Za aloha raha za no teo @ toeran'i lery de tsy maintsy tairiko na ho any na tsy ho any de avy eo indray mahita ny tohiny;io anie misy ohabolana avy any aminay zay hoe NY ANJARA TSY MIÖLAKA zany hoe efa io no anjaranao dia tsy maintsy io fa io tsy lasan'olona zany nefa kosa misy hoe LA CHANCE NE SOURI QU'A CELUI QUI LE SOURI .Ny solution afa angamba raha ohatra tena tsy sahy lery dia mitady fotoana anovana surprise lery de @ io fotoana io le tsy afka manao na inona na inona le cousin .zay aloha ny itako e
14. fijo ( 18/05/2004 21:57)
ka raha izaho ilay akama hidirako e.ao mifanehatra indray na mbola honamana na ahoana.
15. wilson ( 20/05/2004 15:51)
Izaho aloha tsy miditra @izany raha tsy hoe nohon'ny tsy fahafantarako angamba na coincidence
16. poupounesana ( 20/05/2004 16:37)
wilson> ka raha tena tianao nefa le sipa d ahoana?
17. fijo ( 20/05/2004 22:25)
izay mantsy,ary matetika ny sipa koa anie amin'io no tena misisika e.
18. ari.malala ( 24/05/2004 11:53)
izay r'izareo ilay hoe ny zaodahy tsy mba havana â!
19. fijo ( 24/05/2004 23:07)
dia sakanana ve izay te hiditra?
20. randjy ( 25/05/2004 15:33)
Efa najita solution ve ianao ry poupounesana ? izaho manko mety mahita hafa ha tsy azo lazaina eto.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3396