bandy akama sy anabavy

21. poupounesana ( 26/05/2004 05:45)
inn le solution-nao randjy ah! zà aloha mbola tsy mahita hatr@zao eh! mampalahelo mihitys izy roa
22. mumu ( 26/05/2004 19:28)
za efa niaraka tamin'ny naman'ny zokinay lahy niady zay 2 de nisaraka de niady kou izy 2 lahy de tsy mifampiresaka intsony atram'izao!!

raha azo éviter-na io de aleho éviter-na
23. fijo ( 26/05/2004 22:38)
izay ilay taraka 'i eva.raha vao tafiditra ianareo dia korontana ny tany.
24. poupounesana ( 29/05/2004 09:17)
aiza kosa Fijo ah, fa enao taranak'iza alou eh? sa lelà fotsiny no nahavitana anao?hihihi
25. fijo ( 31/05/2004 21:33)
ka hita ko.jereo izao io ambony io.noho izy ,dia lasa niady ny iray tanana.tssss,izahay taranak'i adama ka.
26. poupounesana ( 01/06/2004 06:06)
fa adama ngah nahavita irery anao?hihihi! tsy no le vevavy anie matetika ny ady fa noho ny fisekosekoana sy ny fizestiavana ihany fotsiny e
27. fijo ( 02/06/2004 00:21)
tsss,mahay manilika eo indray.adin drafozana sy vinanto=vavy
adinjobavy=vavy
halabadin'olona=vavy
aoka izay fa hitambaranareo eo indray aho ka
28. ikaretsaka ( 02/06/2004 00:58)
marina dia marina tokoa izany ary za mi seconder an'i fijo manokana
29. mumu ( 02/06/2004 07:47)
fijo sy ikaretsaka wa manaratsy sipa faona e!!! fa naninona anareo ary izahay!!!
30. poupounesana ( 02/06/2004 09:42)
f'hita hoà ry mumu!nefa ani ery zareo d mila antsika ihany e?asa aloha atsy ho atsy eh! sady toa lamody b mitsy manko zao ny pédé!ka mety zay koa angamba no tsy itiavandry zareo antsika intsony!hatr@zay nisy fankahalana juif, ny racisme anti noir etsetra2!efa ho avy atsy ho atsy ny anti femme!d miomana daholo isika andriambavilanitra zany koa!
31. mumu ( 02/06/2004 09:56)
poupounesa ary sao de.... ary ry zareo reo hihihihihihihi
32. fijo ( 02/06/2004 21:31)
aza mirediredy ry izy roa vavy an.tianay ianareo matoa milaza ny tsy mety aminareo izahay.raha tsy tianay ianareo dia navelanay hitarazo eny foana io toetra ratsy io"ny zaza tiana anie tsy hitsitsiana ratsan kazo e".
33. mumu ( 02/06/2004 22:16)
fijo sy ny tariny mba lazao ndray zavatra tsara momba anay ary e!!
34. fijo ( 03/06/2004 21:23)
hm;mahay miresaka,maharaka fiainana,mety ho vonona hanohana anay.misy ka.
35. mumu ( 03/06/2004 21:37)
fijo tohizo de mba asivo sincérité kely ny zavatra lazainao e!!
36. fijo ( 07/06/2004 23:28)
fa angaha io vazivazy e.manaraka eo ihany ny sasany fa aza avy dia tairina mafy izahay e
37. poupounesana ( 14/06/2004 08:12)
mumu, zà maninn kay?
fijo ah, aleo tsy miteny rehefa tsy holazainao daholo le izy kah!hany han!mbola misy ankoatra ireo manko, sa tsy hitanao d mody atao hoe manaraka eo ihany
38. mumu ( 14/06/2004 11:38)
poupounesa njy tsy maninona ka
fa ry zareo wa no tsy tia sipa e!!
39. poupounesana ( 14/06/2004 13:52)
d sahinareo mitsy v ry fijo ny hilaza hoe tsy tia anay?
40. fijo ( 15/06/2004 04:47)
sanatria izany tsy hotia anareo an.tena tia tokoa matoa manintsy.ary maro ny zavatra tsara aminareo fa iny aleo hoanay fa ny ratsy no mba hitsio e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1766