sipa samy sipa miaraka

1. xxx ( 06/05/2004 15:07)
raha ho an' kofa de milay ny mijeryazy.Asa aloha...
répondu par fijo le 17/08/2004 22:14
2. bogosy ( 06/05/2004 16:04)
Ahoana raha mangataka hanao mariage?
3. fijo ( 06/05/2004 20:33)
marina fa hoantsika dia tsara ny mijery azy,fa hoan'ny sipa dia toa antsika mijery lahy samy lahy koa.
manaraha vaovao aty france fa misy hanao mariage izao,ary efa vonona ny maire hanaiky hanoratra azy.
ahoana hoy ny lalana?valiako ary amin'ny lalana raha misy te hanaraka.
4. ikaretsaka ( 06/05/2004 22:10)
dia ahoana ireny rehefa te hiteraka ? io ny tsy azoko @ pelaka sy lesb.. sa dia manala azy fotsiny?
5. hendry ( 07/05/2004 07:08)
Fijo> toa tsy vao sambany ny fisian´zany tao Paris fa efa maromaro ihany raha ny henoko. Olona iray tanàna aminay, manana zanakavavy manambady vehivavy any Paris, vita soratra ara-dalàna ry zareo ary efa vita mariazy koa (tsy haiko ilay antokom-pivavahana nanao mariazy andry zareo), mivady toy ny olona rehetra ry zareo ary ankatoavin´ny fianakaviana vitsivitsy zay tonga nanatrika ny raharahany.
ikaretsaka> manangan-jaza izy rehefa te hanan-janaka koa, hiteraka @ ahoana moa?
6. aishwarya ( 08/05/2004 06:12)
bon ici les gars aiment bi1 voir les esbiennes,moi g lé comprend po il y a des tonnes de mecs sur terre et pourkoi faire sa ek une fille tou com eu,c degeulasse a mon avis!!!bon c leur vie on peu ri1 i faire lol
7. joda ( 08/05/2004 08:34)
afaka miditra aho manelanelana e
trio @izay hi hi
8. mumu ( 09/05/2004 08:04)
hihihi joda
9. fijo ( 10/05/2004 21:34)
hendry ny tany holland efa ela io fa ny teto france toa vaovao satria mbola tsy nahita jurisprudence momba io aho.
ilay miteraka dia azony hatao tsara ny manao bebe in vitro,fa tsy eto france satria tsy eken'ny lalana io eto.
10. angie ( 11/05/2004 11:37)
Betsaka mihintsy ny vehivavy mampanofa ny kibony hitondra ny zanak'ireny pelaka ireny...
11. fijo ( 11/05/2004 22:06)
ka raha tsy voararan'ny lalana ka tsy terena izy tsy hitako izay tsininy.
12. mianja ( 14/05/2004 07:57)
mety ahafinaritra satria refa ny sipa 2 no mifanaraka de mamy be de mirevy milay fotsiny e!
13. jhouhlambout ( 14/05/2004 08:07)
de zà manao arbitrage
14. chipie1 ( 14/05/2004 13:05)
tsss hihih
15. fijo ( 17/05/2004 22:52)
za koa letsy mety ho arbitre ka
16. nonja ( 19/05/2004 13:16)
henoy fotsiny ny hiran' i SAyah "une femme avec une femme " dia ho hitanao ny valiny
17. yonikafopl ( 19/05/2004 14:19)
rehefa mankaleo ny lhl tsy aleo marina ve miaraka @ sipa..... mety hifanaja ka!
18. fijo ( 19/05/2004 20:23)
sady mifankahalala point tsara ianareo amin'izay
19. yonikafopl ( 20/05/2004 01:19)
fiji hi hi hi hi , inona ilay point fantatra?
20. fijo ( 21/05/2004 00:16)
ka ny sipa mahay hoe raha voakitika eto aho izao dia tena lafatra dia raha ataoko amin'ity koa izany dia fatratra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.29