sipa samy sipa miaraka

21. chipie1 ( 21/05/2004 07:49)
fanga voatery hitovy daolo ny point ana sipa???
22. angie ( 21/05/2004 08:34)
Tsy voatery mihintsy hoe hitovy ny point.
Misy kou ny vhv tsy mety mi-juoir ao anatiny fa ivelany ihany. zany hoe tsy @ penetration fa @ clit. (matetika hono raha mahay mitendry gitara de mahay an'io hihihi )
Ataoko fa ol ampy taona daholo ny ato ka tsy hisy hanao fanontaniana adala ndray hoe inona kay no dikany ...sy resaka vulgaire, fianarana fianana no ao moue fa tsy ... ka io dia fianarana manao zaza ka fiainana izany. ny samy vavy zany diso adresy hoy aho nefa safidiny io kou, satria mianatra mankafy izy zany ato. sa ahoana ry zareo.
23. yonikafopl ( 21/05/2004 16:42)
hi hi hi angie fa inona kay izany clit

hi hi hi hi hi hi hi hi hi hi
24. fijo ( 26/05/2004 04:51)
toa anarana mpanao film hono io ko.malaza koa io anarana io an.manao koboy i lery taloha fa toa garda cox indray izy izao.
25. chipie1 ( 26/05/2004 09:37)
ary i fijo zany tena maharaka mpanao film mintsy ...
26. jhouhlambout ( 26/05/2004 15:10)
hihihi
27. fijo ( 26/05/2004 21:45)
ka io araka ilay hira hoe dadatoanay klit...woody ko
28. jhouhlambout ( 04/06/2004 11:45)
klity sy atody
29. fijo ( 07/06/2004 22:37)
ih,ih,ih,
30. angie ( 08/06/2004 07:41)
fa yonik ve salama tsara @ lafiny rehetra e??? efa haiko hoe hisy hanao fanontaniana adala ndray ao.

raha tsy ampy taona dia andana milalao @ lay 12 ans mitady sipa ary ò antson'ny fo e. @ miaraka mianatra abcd..du se...
31. booboo ( 08/06/2004 17:19)
32. fijo ( 08/06/2004 22:40)
angie>aza dia miakatra kosa indry e.misotroa rano haingana sao mitroatra.ih,ih,ih
33. booboo ( 17/08/2004 11:39)
xxxxxx tary @ vôlahany>pffff ! fantasme- ny lelà rehetra io ( enfin ny 80°/° mahery kely ! )
34. fijo ( 17/08/2004 22:14)
booboo an milay kosa anie le mahita azy e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3987