misaraka sa sarahana
1. queens
(
24/04/2004 13:29)
Inona no tsaratsara kokoa misaraka aman'olona sa aleo miandry ho sarahan'ilay olona
répondu par fijo le 17/05/2004 22:30
2. yonikafopl
(
24/04/2004 13:49)
Samy mety daholo ireo raha hifanarahana, samy ratsy ary samy tsara.
- ratsy satrya raha ianao no hiala fa tsy tia dia handratra ny fon'ilay iray, raha izy kosa no miala nefa ianao mbola tia dia handratra anao koa
- ratsy satrya raha ianao no hiala fa tsy tia dia handratra ny fon'ilay iray, raha izy kosa no miala nefa ianao mbola tia dia handratra anao koa
3. xxx
(
24/04/2004 17:16)
d inn ihany zany! na hiala enao na tsy d handratra anao ihany kou anie ra mijanona enao k tsy tianao akory izy!
kou refa samy hijaly sy harary ihany v tsy aleo misaraka!ny sarahana mantsy bola tantara ihany kou!
kou refa samy hijaly sy harary ihany v tsy aleo misaraka!ny sarahana mantsy bola tantara ihany kou!
6. ikaretsaka
(
24/04/2004 22:27)
ka jereo aloha le probleme hoe inona ny anton'ilay misaraka sy sarahana dia miaraka nareo fa izya ny atao solution final rehefa tena tsisy fika
9. tequila
(
27/04/2004 12:19)
Ny anah ndray nefa dia aleoko mandeha . Tsy hitanareo ve hoe mampalahelo be lay ilaozana ireny na dia mifanao veloma any amy gara aza ?
10. hendry
(
27/04/2004 16:21)
Marina zany. Aleoko zaho no miala aloha rehefa samy tsy maintsy fisarahana ihany ny iafarany.
11. fijo
(
27/04/2004 21:47)
fika kely mahomby.raha tianao ny ahatsiarovany anao foana dia andraso eo amin'ilay izy tena tara be iny no hialana.ho hitanao fa hitady anao foana izy ary vao miverina ianao dia hianao foana no hitondra ny baolina
12. ramoul
(
28/04/2004 16:29)
samy ratsy ary samy tsara avokoa ireo.
misaraka enao marary ny fony fa nilaozanao nefa mbola tia izy, marary koa nefa ny fonao fa nosarahany enao kanefa mbola tia azy. de innn ihany zany no tena tsara rehefa izany?mifankatiava
misaraka enao marary ny fony fa nilaozanao nefa mbola tia izy, marary koa nefa ny fonao fa nosarahany enao kanefa mbola tia azy. de innn ihany zany no tena tsara rehefa izany?mifankatiava
14. rfanjav
(
30/04/2004 13:33)
rehefa hitanao fa tsy hahomby intsony aleo miala dieny mbola tsy maratra e !
nefa matetika ilay niala voalohany foana no manenina, ka asakasakao ihany io !!!
nefa matetika ilay niala voalohany foana no manenina, ka asakasakao ihany io !!!
15. ikaretsaka
(
03/05/2004 00:14)
miara miala izany na miara ialana e.. teo niara niditra ko eo no tsy misy miara miala? mba hafahafa
17. fijo
(
03/05/2004 22:17)
izay mihintsy.aleo miala dia mitady hafa indray rehefa hita fa tsy hamely ilay lalao.
18. yonikafopl
(
04/05/2004 10:43)
ilaina ilay fandeferana ka , tsy hoe mandefitra fotsiny @ zao anie kosa fa mba mandefitra mitady vaha-olana e! ka rehefa izay no tena tsy mety dia aleo misaraka, nefa raha mbola hitady hafa @ antsoin'i fijo indray ka raha toa mitovy ny teo aloha ny tranga misy dia hitady hafa indray ve? dia hiodinkodina eo foana ny fiainana?, tena sarotra izy ity marina....
19. ravatorano
(
04/05/2004 11:32)
aleo za no miala aminy aloha raha misy ny olana hitako na avy amiko zany na avy aminy fa raha izy no hiala amiko aloa dia tena ho takina tanteraka aho.
Aleo mandao zany toy izay ilaozana é
Aleo mandao zany toy izay ilaozana é