misaraka sa sarahana

21. mumu ( 05/05/2004 07:46)
za klou de aleoko misaraka e! ary d'accord ny hevitry fijo za ,
22. fijo ( 05/05/2004 23:36)
tsy lasa kosa ilay hiandry sarahana fotsiny eo.tsss
23. gizmo ( 08/05/2004 08:34)
Samy mafy ary maharary daholo na ianao no miala na ianao no ialana raha tianao ilay olona. Saingy fanapahan-kevitra tsy maintsy raisina ireo rehefa tsy mahita vahaolana ianareo roa. Amboaro fotsiny ny saina, tsy very akory ny maha-ianao anao raha noho ny fandeferana no tsy nialanao mialoha, toetra tsara tsinona izany, izy no tsy mahatanty sedram-piainana. Raha ianao no miala, tandremo ny nenina raha toa ka tsy niezaka nitady vahaolana.
24. fijo ( 10/05/2004 22:19)
ny ahy avy dia hialako ary efa homaniko ny solony ka
25. mumu ( 11/05/2004 07:55)
hahahaha
26. fijo ( 11/05/2004 21:30)
ka hiala tsy misy solony ve ry mumu an.
27. nati ( 12/05/2004 07:53)
Fangaha kosa moa ry fijo dia tsy maintsy misy solony vao hiala?tsy tanjona nge io e! tsy aleo aza ve miala dia mandinika kely aloha vao miditra @ manaraka indray; fa raha ny ahy manokana dia aleoko sarahina, ny ilaozana mantsy tsy manenina fa ny mandao no vizana.
28. fijo ( 12/05/2004 21:58)
mba mila efa vonona kosa ny solony fa aiza no handry fotsy le
29. mumu ( 13/05/2004 07:40)
fijo: tsy mahalala afatsy ny hihinana iany tony ...
30. nrina ( 13/05/2004 11:56)
refa tsy tia azy intsony enao de aleo tsorina aminy ny marina fa sady mampijalitena no mandainga aminy fotsiny ,raha tena mifankatia ny olona roa de tsy maintsy samy mahatsapa fa misy tsy mety ao @ couple dia mifampiresaka e!?de hita eo!
31. chipie1 ( 14/05/2004 17:40)
raha za alou de aleoko miala, de miandry kely fa tsy tonga de we efa miandry ny solony hihihi
32. fijo ( 17/05/2004 22:30)
kay tsy lasa izany ka.aleeo mba efa efa misy vonona sao manahirana kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.163