duplicata: tena tiako ve sa......???
1. aladin
(
14/04/2004 05:56)
toy izao ilay izy:nisy oul iray niaraka tamiko taloha kanefa voatery nisaraka tsy fidiny izahay.Izy anefa tena tiako sady tia ahy koa ka na niaraka t@ olon-kafa aza aho dia tsy afaka ao an-tsaiko izy hany ka ratsy fiafara foana ny fiarahako @ ireto hafa.Izao anefa dia nahita olona iray aho toa mitovy @io taloha io(na bika @endrika na toetra sns)na de tsy tena hoe mitovy kambana aza.Dia tena toa tia be azy aho toa adala aminy mihity.De 'zay indray aho vao nahatsapa izany hoe fitiavako olona toa ny nitiavako ilay iray taloha izany.
Manontany tena anefa aho sady manontany anareo koa hoe sao de tsy tena tiako io olona io fa ny fahatsiarovako ilay taloha no tena hitiavako azy? Ary raha izay sao dia fahatairana am-boalohany fotsiny ny toy izany?ka raha miaraka aza izahay ka hoe ity miverina ilay taloha de tsy hanakorontana ny fiarahanay ve izany?
de izay alouha ny momba iny tantara iny e!

répondu par sobika le 24/04/2004 08:56
2. sobika
(
14/04/2004 07:07)
Miarahaba an'i Aladin!
Aladin ah! tsy misy izany hoe tsy fidiny zany eo @ fiainana;satria safidy fôna izay atao!raha nisaraka ianareo t@ zany andro izany de izay no safidinareo;safidy hoy aho satria raha tena nifankatia ianareo tsy nanaiky izay ho mety sakasakana avy @hafa ;na io RAR na io namana na io toedraharaha eny eh ze rehetra mety ho sakana.Raha t@ zany andro izany ianao no nahatsapa hoe tia azy nefa tsy niezaka akory ny hitazona azy de vokatr'izay no mahatonga anao ohatry ny te hiaraka aminy fôna .Mahatsiaro ianao hoe mbola any izy ;navelanao any izy; manonofy fôna ianao fa mbola hiverina izy.Tsy dia mety loatra anefa izay satria lasa tsy stable ianao fa manantena ny tsy misy .Tsy misy hoy aho satria raha nifanome toky ianareo fa mbola hihaona sy mbola ho azy ianao de mahazo mieritreritra ilay hoe "tsy handrava ny fiarahanao sy izay mety hiaraka aminao @io fotoana hahatongavany ioindray ny fiverenany"Tena ho rava avokoa ny izay rehetera efa niainanao ka ho toy ny hoe tsy nanao inoninona mihitsy ianao nandritra ny fotoana maro!sady mandrava ny fifalian'ny hafa koa noho ianao tsy tia azy ireo akory nefa izy ireo matoa miaraka aminao de ao raha......
Sa ahoana hoy ianao?

3. nenitiana
(
14/04/2004 15:48)
Ka raha toa mbola mieritreritra ilay taloha ianao dia andraso eo foana ny fiverenany fa aza mandratra fon'olona mety ho tia sy hanaja anao izay iarahanao ato aoriana. aleo aloha ianao mijanona irery mandinika ny fiainanao izay vao manapa-kevitra izay ho tohiny , fa na ianao koa aza mety hamoy fo any aoriana any.
4. aladin
(
14/04/2004 16:15)
misaotra anareo sahady aloha @torohevitra e!
tsy fidiny hoy aho ry sobika satria ny ray amandreniny no nanakana.na koa safidy noterena satria tsy maintsy nisaraka izahay; namela azy irery aho mba hitsinjovako ny ho aviny satria notedavin'ny rainy hajanona ny fianarany raha iny mbola nikiry iny izahay.
efa nijanona naka saina kely koa aho ry nenitiana.Misy ihany anefa ny olona nanaitra ahy avy eo kanefa lefy tsikelikely izany satria toa fahatarina am-boalohany ihany.
Na io fahatairana io aza anefa dia ilay voalohany io sy ilay @izao fotoana ihany no nahatsapako izany satria samihafa be ireo.
ary raha niaraka t@ ireo afa aho tsy hoe te handratra fo akory.raha mitory fitia ah mantsy dia tena avy ao am-poko ary nanantena fa izy no hanasitrana ny ratram-poko nefa tsy mbola nisy nahavita matoa mbola tsy manadino ilay iray aho.
Ary tahotra ny handratra ny fon'ilay @izao fotoana izao no anton'ireo fanontaniana ireo.Satria tsapako lalina ihany ny fitiavako azy ka tsi tiako horatraina izy.

5. yonikafopl
(
14/04/2004 19:12)
aladin a! izao indray ary e! tena tsy mifankahita intsony moa izany ianao sy ilay voalohany sa mbola misy occasion kely ihany? ary mba fantatrao ve aloha ny antony nanakana-dRAR anareo e!. Raha azonao atao mantsy dia aleo ianao miresaka mivantana aminy, satria raha ny fahazoako azy dia ianao no niala taminy fa izy nety ho mbola tia ary izay eritreritrao izay no manenjika anao hatrizao, io fitiavana io mantsy mahery ka tsy azo atao kilalao, raha tena fitiavana na inona na inona hidona, na iza na iza hanakana, tsy hisy hahavono ny afom-pitiavana. Raha mpino anefa ianao dia mivavaha, mangataha amin'Andriamanitra ka izay sitrapony no aoka ho tanteraka, nefa mila mino sy manaiky izay ho valiny eo ianao.
6. fijo
(
14/04/2004 19:35)
raha izaho aloha dia hiarahako ilay mitovy ainy fa hitako eny ihany na ahafafa ilay taloha iny na tsia.avieo mandinika e
7. aladin
(
15/04/2004 05:18)
yonikafopl! Izao ilay izy e!izahay mbola mifankahita matetika ihany fa na de hifampiarahaba aza dia ny molotra fotsiny no milaza azy fa tsy mamoaka feo.Dia samy mifampijery eo dia hita fa mbola samy tia.Le RAR amin'io tena tsy reveko ndrindra raha samy olona eto an-tany satria tsy te ahalala n'inon'inona fa hoe mbola tsy mahazo manao sipa hono ny zanany de izay.Izaho aza efa naka risque hoe hiresaka sy hanazava taminy nefa de tsy te aheno ahy izy fa ny zanany vavy indray no norahonany hoe hajanoko ny fianaranao raha mbola mikiry hiaraka aminy ianao.De izy saika mbola hikiry ihany hoe izaho tsy hisaraka aminao na inona na inona ataon'ny raiko.Izy anefa hanala Examen fanjakana @ity ka naleoko izaho mihitsy no niala.Somary tezitra be tamiko ihany izy nefa taty aoriana d tsapany ihany ny sacrifice nataoko.
8. pitchou
(
15/04/2004 09:34)
tsy hiditra @ toetra'ny RAD n'ilay tianao isika fa izao kosa. Raha tena mifankatia ianareo 2 d maharitra ny tsindry rehetra. Mety hoe hitany mbola kely loatra ny zanany vavy d tsy sahany lacher-na. ary matoa ilay sipa tsy nahasahy nanapa-kevitra (satria chantage ny natao azy!) d mety mbola mahatsapa fa mbola tokony hijanona ao @ RAD-ny.
Matetika tokoa d mitovy @ilay olona tena tiana foana no tafaraka @tena! fa na hiodina in-jato kely eo ary, na hiaraka @ olona 1 mandritra ny 10 taona aza, rehefa tsy iny no tokony ho vady d tsy mety foana. ary na fefena sahala @ ahoana rehefa mifankatia d tsy hisys hahasaraka e!

9. aladin
(
15/04/2004 10:38)
aza adino ry pitchou fa ilay niaraka tamiko oa tsy nanaiky hisaraka tamiko tsy izy no nanapakevitra hanao izany fa izaho noho ilay fianarany .
10. aladin
(
15/04/2004 10:43)
sady miditra eo le hoe lanjalanjaina ny baikon'ny fo sy ny saina.Raha izaho ohatra no tsy nety nisaraka fa nanaraka ny sitrapony koa de vita 'le hoe fitia tsisy mahasaraka.kanefa ve tsy hadalana izany raha ????
11. fijo
(
15/04/2004 22:26)
marina ny an'ialahy ka.avelao aloha ho vita daholo ny fianarany dia hivereno indray.
13. sobika
(
16/04/2004 06:16)
oay eh!
fa lasa ihany ndray anefa ny saiko ry Aladin satria zao: ny fitiavana refa voasakan'ny Rar an! de rava fôna na ho ela na ho haingana!
sao kosa lahy ka tsy resaka hoe mbola kely loatra ny zanany de tsy tiany mbola hanana silampanahy!sao kosa zava-kafa no mifono izany! ny olona koa moa refa sakanana izay de vô maika misisika ihany hany ka mieritreritra fôna hoe " tia be azy aho eh!" nefa raha ny marina de misisika ianao noho ilay herin'ny fandrarana!
de zao ary eh! satria indray ianareo mbola mifanena(fa tsy mifampiresaka mazava fa ny molotra no hany misokatra kely ...) de tsara raha tena tomorinao akaiky le izy eh de hanotanio izy raha mbola tia anao! raha tsy misy fisalasalana izy de anjaranareo no misafidy na hitohy na tsia! fa ianao le milaza etsy andaniny koa hoe "tianao le miaraka aminao ankehitriny koa ity no lalina ko!
nareo roa kely @ zao ve nefa mba tena mifankazo resaka/fihetsika/ sns eh! sa tsapanao hoe manao effort ianao miaraka aminy na ny miresaka na ny mitsapa azy eny eh ze ataonareo zany eh! satria raha tena mandeha ho azy daholo ny fihetsikao aminy de mety hitombina ihany io voalazako etsy ambony io hoe: "ilay herin'ny fandrarana no mbola mifikitra ao aminao" amiko mantsy d mitombina foana ny hoe raha tena tia de mandreqsy ny zavatra rehetra! satria de ataoko inona nefa ze fahaizana sy harena raha tsy misy ny fitiavana......

14. aladin
(
16/04/2004 07:00)
MIsaotra fôna alou ry sobika a!
Le hoe herin'ny fandrarana alou tsy dia haiko e!Fa ity misy namako niara nibôsy tamiko talou iray tanàna amin-dry zareo hoe hataony enquete fôna hono lery hoe efa misy ve miaraka amiko de iza sns de ampitondrainy hafatra fôna hoe aza adino ny fifanekena nataontsika sns e!Ary toa niova niha masika sy miavona @ lelah hono izy hozy le namako io.De toa faly ihany aho mandre izany satria mety ho mbola tsy lefy ny fitiavany ahy.Ilay miaraka amiko @ izao anefa tsapako miha lalina hatrany ny fitiavako azy.De mifankahazo tsara izahay.Ary raha nolazaiko azy avokoa ny momba ity tantara ity satria tiako hisafidy izy na hiditra na hiala dia tsy niala tamiko fa toa vao maika aza izy nifikitra.Tena tsy nampoiziko.

15. pitchou
(
16/04/2004 09:23)
tsy dia miombo-kevitra @ fijo aho! lasa fitiavan-tena fotsiny izany eo anatrehan'ilay iray iarahana @zao! d tonga @ilay hoe mandratra fon-janak'olona fotsiny!
16. pitchou
(
16/04/2004 09:25)
sady ahoana moa izany, tsy otran'ny milaza @ ilay voalohany tiana v izany hoe mipetraha aloha ary any fa aleo aho handeha d andraso eo ny iverenako? lasa hafahafa be
17. yonikafopl
(
16/04/2004 11:52)
tena hafa toko aizy izany ry aladin, ianao ko ano mila manapa-kevitra e! raha mbola tianao ilay taloha .sady he izy izany tsapa fa mbola tia , dia hajao ilay nifanekenareo, somary sarotra ihany anefa ilat situation nao @ izao, ilay iarahanao koa anefa izany tia sy mifikitra. Ka anjaranao indray izany ny misafidy, tandremo ihany anefa fa raha tsy mitandrina ianao ho votso-droa.Ary tsarovy fa misy ny todim-pitia, ka mahaiza mamindra sy mifidy ranadahy .
19. fijo
(
16/04/2004 22:02)
izany todim pitia izany aloha amiko resaka fotsiny fa ny ahy dia izay eo aloha no hajaiko.
20. pitchou
(
17/04/2004 13:35)
ka raha izay eo no hajain'i fijo d tsy tokony hiteny na hieritreritra akory fijo hoe iverenako rehefa ...!