duplicata: tena tiako ve sa......???
21. aladin
(
17/04/2004 18:39)
eny e!misaotra anareo rehetra alou fa misy ho saintsainina daôly 'zany e!
22. fijo
(
19/04/2004 19:42)
ka rehefa maina dia hiverenana izay azo hiverenana ka.rehefa kinkina anie ka karohana daholo hatrany anaty boaty kely any sao misy tavela e
23. shaik
(
21/04/2004 08:44)
Aladin a ! izaho koa mba tratra ny toa anao saingy ny ahy indray tsy resaka RAR fa izy mihintsy no nahabevohoka zanak'oul nefa tena nifankatia izahay ary marina fa mangidy ilay fisarahana saingy rehefa tsy mety dia tsy mety fa raha mi-insiste ianao dia mety hisy zavatra hiseho en plus ny olana dia eo @ RAR ka raha izao no teo @ placenao de aleo hajanona . Ny solution dia ity mba handinonao azy aleo aloha tsoriko fa sarotra e izao aza hatramin' izao mbola tia azy fa saingy efa maivana:
mivavaha ianao ary tena mivavaka angataho @ ilay Ray ao ambony izay zavatra nokasainao fa izy irery ihany no afaka maneho izay tiany hatao aminao izahay dia toro hevitra fotsiny fa ny izy no tompon' ny teny farany.
Tadidio fa tsy misy fitiavana azo forcena izany fa refa tsy mety dia tsy mety fa tsy hoe sao dia mba mety..... marina fa anjara io saingy anjara tsy azo hiadivana fa izay omeny eo ekena e! courage leitsy a!!

24. ikaretsaka
(
21/04/2004 17:53)
fa inona ilay hoe todeim-pitia? dia maninona rehefa tratran'izany?
29. sobika
(
24/04/2004 08:56)
Kay kosa mba efa niahalefy le kikika ben'ny aladin hoe ! hiverina sy ny sisa sady mba efa mihamatotra izy izany!! de mbody mba ary @ resaka todimpitia no manala vokony!!
tandremo fa misy izny!! ary aza miandry ho voa vô hino fa sambatra ny tsy mahita nefa mino!! tsy finoompoana fa tadidio hoe gasy tsika ! efa zavatra niainana hatramin'izay teto dago ny hoe misy hasina avoko ny fiainana ohatra hoe ny hain'ny rar! refa tsy eken'ny de mba minoa anatra fa ny teny hono toy ny tsipak'ombalahy raha tsy mahavoa mahafanina raha mahavoa mahafaty . hein hein sao mba tara lôtra eh!
ary aladin nge zany kay efa convaincu fa tia le sipa vaovao eh! fa vô tairin'ndry zalahy hoe mbola manotany fôna izy na koa hoe mbola manantena izy de hanary lamba!! dain kosa eh! mbola misy tsy mazava letsy fa mila fahamatoarana ny fiainana ah!! mila manapakevitra enao ka!! de maka lony saina de lazao vôvô zahay refa milamina!!!zay fa mazotoa eh