love love

1. aishwarya ( 11/04/2004 14:43)
comment savoir si un mec t aime?
répondu par fijo le 28/04/2004 20:36
2. aishwarya ( 11/04/2004 18:01)
comment nous les fille on peu savoir si un mec nous aime???
3. joda ( 11/04/2004 19:20)
c'est trés simple il te regarde tout le temps ou il te parle sans arret..
4. jhouhlambout ( 11/04/2004 20:02)
ou l'invèrse
5. ikaretsaka ( 11/04/2004 21:28)
zay hono
6. ramoul ( 11/04/2004 22:48)
de ra sady tsy miteny mintsy izy no tsy miresaka dia ahoana no ahafantarana an'izany hoe tia anareo izahay lehila?
7. aishwarya ( 12/04/2004 18:04)
et si il n arrete pas de nous ennervé
8. tequila ( 12/04/2004 19:02)
eny hoa , dia ahoana ?
9. voninkazokely ( 12/04/2004 19:30)
Ny fijeriny .
Ny firesany ...
10. jhouhlambout ( 12/04/2004 20:09)
Ny fahasarotam-piaro
11. ikaretsaka ( 12/04/2004 21:52)
izy aby zany
12. mimiou ( 13/04/2004 07:54)
Mandinika b foana izy d mitsiky kely rery d otrany miteny any an-tsaina,fa tsy d miresaka b fa mihaino foana matetika
13. tequila ( 13/04/2004 08:00)
zany ve ? ben tu me rassures un peu . Kanefa nge rehefa dinihina foane enao ka tsy resahina dia lasa miteniteny foana ny farany satria very hevitra hoe ahoana koa ary izy zany , tsy azo mihitsy . hi hi!
14. hendry ( 13/04/2004 12:29)
anontanio izy rehefa hita fa hafahafa ny fihetsiny.
15. fijo ( 13/04/2004 21:29)
rehefa tsy mikoty izy dia tsy tia izany e.rehefa mila dia mikoty.
16. ramoul ( 13/04/2004 22:46)
marina mihitsy zany ry fijo
17. xxx ( 14/04/2004 06:49)
dia tsy tafa mihitsy ve izany ny sarokenatra nefa tia?
18. booboo ( 14/04/2004 08:18)
Sahia manao dingana lehibe. hihihi
19. samoina ( 14/04/2004 08:44)
raha sarokenatra dia afaka miteny ny maso e ! tsiky dia ampy koa tsindraindray.
20. aishwarya ( 14/04/2004 10:26)
ka lé izy anie namako talo é!!dia ny ankizy rehtra miteny hoe tiko ono izy ka aveo za tsy niresaka t@ intsony,dia otrany lasa marina fa misy sentiment kely @ao zao!!!misy conseil vé eeeeeeeeeeee!!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1067