love love

21. aishwarya ( 14/04/2004 10:28)
ny tena teniny ny ankizy amiko de oe izy hono no tia ana ka mba gaga iany za ko sady hoe miaraka hono zay ka izao alo tsy nanana eritreritra ny iaraka aminy fa zao zay tsy miresaka tsony vao otriny malahelo iany ao hihihih
22. tequila ( 14/04/2004 11:23)
fa naninn alou no tsy miresaka tsony nareo , sa tsy mifankahita fotsiny?
23. voahary ( 14/04/2004 15:09)
marina ny an-dRamaso io
fa na izany aza anie tsy tokony tabatabainy etsy sy eroa hoe tiany ianao eh, manjary tsy intime tosny ilay izy sa ahoana ??
H o an'ireo timides alou de ny masony sy ny fihetsiny koa dia efa ahafantarana azy eh
24. fijo ( 14/04/2004 20:27)
izay izany ilay hoe teo izy tsy hiota izay natao ka lasa vao hoe ndao.
fa dia io voalazan dramaso io ivereno iresahana izy fa saro kenatra be izy izany
25. ikaretsaka ( 15/04/2004 00:22)
communication ihany.. marina ny an-dramaso.. rehefa tsy mahay dia manontany
26. fijo ( 15/04/2004 20:27)
sady mety hilay raha izay mifamoy dia tafaraka izay an.
27. ikaretsaka ( 15/04/2004 23:53)
zay mihitsy
28. jhouhlambout ( 16/04/2004 19:40)
29. fijo ( 16/04/2004 22:30)
30. mimita ( 22/04/2004 18:54)
za ry reto tia bandy nefa zay zao otrany mpinamana b fotsiny d tsy hitako ze atao nefa ko ny gasy aty @nay aty tena vitsy gasy kely ko!tsy aiko we in no tokony ataoko mba hitiavany ana!!fa honowa fa ahon azany we fille facil ezany @ bandy e!!izy hono tsy tia nazany d ze zvtr retra tsy tiny d mody hiezahako daholo mba atao!legoma!!tena degnay ry reto fa mba omeo conseil a!!misotra mialoha!
31. mimita ( 22/04/2004 19:18)
mafy ty fiainana ty ka!
32. fijo ( 22/04/2004 21:03)
iray ve dia efa ho izany e,mahazotoa hatrany.ny sipa mora dia ireo izay kotina dia avy dia ok daholo.misy tsy tia io fa misy mankafia ko.mody hanaovy resaka sangy izy aloha,hoe ahoana ny sipa tianao?dia milaza izay toetra rehetra tiany sy tsy tiany eo izy.dia ataovy vazivazy hoe:"za aloha tsy manana an'izany rehetra izany e"ka raha eo izy no manatsara hoe an an ianao kosa toa izao na izao dia tsetsemo amin izay hoe mety mba ao ihany aho izany,fa kenda izy eo tsy hafaka hivadika amin'ilay efa nolazainy teo.
33. mimita ( 23/04/2004 20:45)
k efa mody nanontaniko anzany izy d mba niteny ihnay izy we vevavy ngezangeza,cultive...d otrany we za mitsy le koziny nefa zao izy lasa tys manisy resaka momba anzay tsony d tsy aiko we ahona!mety tsy interresse tampoka izy!
34. ikaretsaka ( 23/04/2004 22:51)
dia resaho ihany.. natao inona io vava io? nga ny miditra ihany no ataon'io fa mba asio mivoaka koa indraindray
35. aishwarya ( 24/04/2004 06:45)
mba teneno @ko oe nanao aona ny 1er baiser anareo??????tyonga dia reussit ve?????mba
36. aishwarya ( 24/04/2004 06:45)
omeo conseil ooooooo
37. mimita ( 24/04/2004 13:56)
o ry karetsaka a!k refa zany fona ko nge no ande resahina d leo izy e!!mety ozizy oe tia ko d izy ndray no miresaka anzany fatsy mba za bandy!d ahona zany?
38. aishwarya ( 27/04/2004 09:34)
lol

39. mimita ( 27/04/2004 16:30)
za ry reto soso tay misty zany a!!fa nga ty bandy tinay tsy mikoty an i akamako,loza mitsy,vo omlay misty le akamako no nikozy ana we ay lery ty kay mikoty anazy!d ziy @io tsy mikozy ana mitsy an!za nefa mba nikozy azy we refa mba misy revinao d mab ataovy au courany a!!marina fa sty t hiblesse ana izy fa na d zany aza tena tsy mety kle!!etna nalaelo b mitsy a!!ny bandy wa bandy iahany!
40. yonikafopl ( 27/04/2004 20:18)
hi hi hi mimita a! mampalahelo ahy indry, manandrama retsy miaraka @ bandy hafa dia ho hitan-dry eo ny reaction ny a! raha misy fitiavana an-dry ao aminy hita soritra eny foana, fa rehefa tsy any mihintsy izy dia aleo hadinoina fa harary fo eo anie indry alohan-ny 5 ans hodiana e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3597