inona ny tianareo vehivavy

1. jhouhlambout ( 05/04/2004 19:03)
Misy bandy(inconnu) tonga avy any,
inona no tianareo hataony:
-Mody mijerijery fotsiny
-Tonga dé mitsotra ny marina
-Mbola miodikodina aloha
-Manao hevitra ambadika maromaro aloha
-Mananihany fotsiny aloha dé avy eo hita eo ihany
-autre(à préciser)
répondu par booboo le 19/06/2004 18:47
2. tequila ( 05/04/2004 19:38)
Angah moa ty bandy inconnu rehetra tonga avy any ity dia tianay hanao zavatra daholo e ?
enao koa mampime !

Rehefa mi-intéresser anah aloha izy vao tiako hanao zavatra e , fa raha tsy zany dia aleo mijery tsy maninona , hi hi , na miresaka tsotra fotsiny e , ngah moa tsy maintsy hoe inona .
3. ikaretsaka ( 05/04/2004 20:26)
"tianareo hataony" ru tequila an.. aza alefa lavitra le saina
4. fijo ( 05/04/2004 21:39)
izy heritrereto hoe mahaliana anao izy dia inona no tianao hataony.
5. kally ( 05/04/2004 21:44)
Ny tianay hataony dia ny miarahaba aloha raha fivoriana na fety nokarakarainay ohatra no nahatongavany,raha tsy zavatra iarahana aminay indray no mahatonga azy hoe eo,inona moa no dia tianay hataony eo?
6. fijo ( 05/04/2004 22:44)
salama ary e
7. karinahbk ( 06/04/2004 10:34)
raha izao manokana dia ny tiako aloha mahafantatra azy tsara aloha dia raha tsara toetra izy ary misaina madio tsara dia milay ka !! fa raha tonga dia resaka tsy misy ilaivana azy dia aleo mijanona
izay any angagmba
8. fijo ( 06/04/2004 20:36)
inona aloha ilay resaka madio,ary inona ilay resaka tsy misy hilavana azy fa tsy mazava.ny mikoty ve tsy misy hilavana azy?
9. six ( 07/04/2004 06:16)
nefa tsy maintsy ho amin'izay ihany le iafarany ry fijo e?
10. hendry ( 07/04/2004 10:54)
Tonga dia mitsotra ny marina hoy i jhoulahmbout, inona ilay marina? Zany hoe raha azoko tsara zany dia isaky ny misy bandy inconnu dia tokony hisaina foana ny vhv hoe hikôty ahy ity zao?
Dia hoy i fijo hoe: eritrereto hoe mahaliana anao izy dia inona ny tianao hataony. Mampihomehy ahy nareo, raha ny fisainanareo zany dia hoe tsy afaka ny hijanona ho mpinamana tsotra @ zao fotsiny mihitsy ny lhl sy vhv. Tsy maintsy hoe hiroso lalindalina kokoa hatrany.
11. noro ( 07/04/2004 12:10)
raha izaho manokana aloha dia aleho ilay bandy tonga dia mampiseho ny tena personalité-any satria iny no ahafahan'izay sipa eo mandray azy!
12. jhouhlambout ( 07/04/2004 17:48)
hendry> hors sujet bé ianao, tsy misy voalaza mihintsy hoe voatery hanao an'izao sy izao fa mitsapa hevitra fotsiny, sa enao efa zatra manitatra hevitra alavitra loatra...?
13. ikaretsaka ( 07/04/2004 20:08)
i hendry lasa lalina loatra e
14. fijo ( 07/04/2004 22:39)
ka aleo koa aloha hazava fa ny bandy misy tetika ambadika foana e.tsy mahamenatra izany ary marina.mikoty fa rehefa tsy zaka dia namana aloha mandra mpikoty azy indray
15. hendry ( 08/04/2004 14:46)
ka tsy hitako hoe inona moa no tiako hataona bandy inconnu? koa izy aza inconnu koa.
Ny azo atao ngamba dia manao présentation :-)
16. fijo ( 08/04/2004 23:26)
izay tsara fiatomboka ny resaka
17. jhouhlambout ( 09/04/2004 08:29)
Dia ao aorian'ny présentation?
Zay angé lé izy é!
18. tequila ( 09/04/2004 16:43)
Mahafinaritra foana ny lhl mampime . Fa mba zavatra sensé . Ny lhl maneho intelligence manintona foana ! :-)
19. ikaretsaka ( 09/04/2004 23:12)
raha femme intelligente ilay resahina
20. tequila ( 12/04/2004 19:32)
bien sûr ! hi hi .

fa raha bandy be resaka manidina dia pfff , mandreraka be !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.277