inona ny tianareo vehivavy

21. ikaretsaka ( 12/04/2004 21:53)
arakarak'ilay definition'ilay resaka manidina
22. jhouhlambout ( 13/04/2004 07:42)
Ary raha resaka MAMPanidina
23. tequila ( 13/04/2004 08:13)
hi hi , ty jhoul ty koa mampm .

karetsaka > indray mandeh nisy bandy zay zany niresaka tamiko dia ny lesona enarany any ampianarana no tantarainy eo , nanao science moa nenao ka dia lasa fantatro daholo ny famille sy ny sous famille mianakavy . Ny tiako tenenina dia mba resaka mi'intéresser alou no atao e , na resaka intéressant hita hoe hifanankalozan-kevitra fa tsy hanaovana monologue hoe hampisanasana vava ny mpihaino ny tanjona . ohatra zao zany !

Sinon hoa , rehefa mampime dia efa fiantombohana tsara zany .
24. jhouhlambout ( 13/04/2004 17:28)
Ka tonga @ lay fomba fiteny hoe: Tsiky dia ampy!! hm?
25. fijo ( 13/04/2004 21:53)
ka raha misanasana kosa anie mora hidirana amin'izay e.mety koa iny ka
26. fijo ( 14/04/2004 20:42)
dia ny hiafarany dia hoe ouiiiiii wa ka
27. ikaretsaka ( 15/04/2004 00:33)
zay indrindra
28. tequila ( 15/04/2004 10:33)
Dia teneniko hoe i anona zao no tena te haheno an'izany tantaranao zany fa ndana nge e? hi hi

F'angah tsy hoe inn no tianareo vhv no anontaniana ka zay valiny mahafaly anareo lhl ndray ve no asainareo atao ry nombril du monde .
29. fijo ( 15/04/2004 20:55)
ka izahay anie manontany no miandry valiny mahafam po e
30. hendry ( 17/04/2004 12:18)
Ka ny manahirana hanome valiny mahafa-po anie dia ilay olona en question aza inconnu koa.
31. jhouhlambout ( 17/04/2004 16:11)
Ary raha atao hoe olona efa fantatrao nandritra ny fotoana elaela?
32. ikaretsaka ( 18/04/2004 03:19)
ie?
33. fijo ( 19/04/2004 20:30)
fa izay vao nanantona?
34. hendry ( 20/04/2004 15:47)
hisy tsara mihoatran´ny mitsotra ny marina aiza?
35. fijo ( 20/04/2004 22:13)
avy dia hoe hikoty anao aho ry hendry ka ahoana?izay izany
36. mimita ( 22/04/2004 19:34)
ny tiko alou d we mba mampiseho ny tena personnalite ny le bandy fa sty manafina e!satria misy bandy degnay b ra hanafina toetra ay refa miditra kay tena bandy ratsy coco b!tena efa tratra a d efa mailo e!aleo hita we bandy maditra toy zay mody bandy endry nefa ay refa tena hiaraka @ zay mandevi tay atsalaka!
37. fijo ( 22/04/2004 21:21)
hendry izy izany ka
38. jhouhlambout ( 23/04/2004 14:19)
ié!
39. hendry ( 23/04/2004 15:45)
zay voa manodidina e!
40. mimita ( 23/04/2004 20:54)
tsy azoko!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1039