Vaovao tselatra

Kwasi ( 17/09/2007 11:26)
Dia tsy hifarana mihitsy ity ady ity fa dia i Iran indray zany zao no tandrohana, ny eo tsy voaravina. Izaho aloha tsy miraharaha izay ifanarahan-dry zareo fa ny mampanahy dia ny fisasasan'ity fiakar... tohiny
novalian'i sarobidy ny 03/11/2007 09:26
lanto ( 12/09/2007 17:27)
Nahazo phone avy any mada zah manontany fanampim-panazavana, hoe misy tsunami hono ? Izay mba manana vaovao farany ?... tohiny
novalian'i rajozy ny 29/01/2009 08:12
hery ( 07/09/2007 09:57)
Efa samy naheno angamba fa mba tiako hozaraina eto fotsiny hoe maty omaly i Luciano Pavarotti ilay mpihira amin'ny Opera malaza iny. ... tohiny
novalian'i andry08 ny 12/09/2007 21:58
sitlo ( 07/09/2007 03:59)
Resaka thaliban sy Ben Laden ary terorista no nahalalako ny fanafihana tany Afganistan. Fa raikitra ny adihevitra omaly. Fa kay ve ka mpanondrana drogue be, manoatra noho i colombie i Afganistan eh. ... tohiny
sylvana ( 25/08/2007 10:25)
Source : wanadoo.mg Sangisangy sa tena izy ? Volana roa no hibaliaka ! 24-08-2007 / 10:07 Miparitaka be amin’ny “internet” fa hisy trangan-javatra tsy fahita andavanandro eny amin’ny haba... tohiny
ari.malala ( 16/08/2007 12:45)
Voalazan'ny vaovaon'ny rdb io antoandro io, fa nisy atleta, mpibata fonjam-by (tsy tsaroako ny anarangasiny fa Charles izay le izy), nisy nangalatra ny sacoche misy ny volany rehetra sy ny meday volam... tohiny
novalian'i tajiah ny 14/02/2008 11:31
lemenakely ( 03/07/2007 09:12)
Asa raha hitanareo ilay article ao @wanadoo.mg androany fa dia mahalàsa saina tokoa raha @ izao mbola misy olona manana toe-tsaina tena mampalahelo tokoa àry tena mahamenatra! Nanafatra mpanakanto ... tohiny
novalian'i mignone ny 04/07/2007 14:29
LazaDaddy ( 14/06/2007 01:12)
Lasa filohan'i Israely i Shimon Peres. Ahoana ny hevitrao?... tohiny
novalian'i cutie ny 15/06/2007 01:32
rinja ( 29/05/2007 11:03)
Salut, Misy namana iray izay hoy aho mitady tononkira omeko anao. nanome adiresy mail ahy izy nefa rehefa nampiasaiko ilay adiresy dia manao retour à l'envoyeur foana ilay mail nalefako. Raha mamaky... tohiny
novalian'i Jessimi ny 29/06/2007 16:21
diamondra27 ( 23/05/2007 15:50)
noho ny antony tsy mbola fantatra de tsy hita tato intsony fasaly fa sao de nisy nanao kidnapping... Avis de recherche :-*:-*... tohiny
novalian'i xxx ny 01/06/2007 20:35
xxx ( 30/04/2007 19:48)
vao henoko teo hoe maty androany maraina i Gregory Le Marchal mapalahelo tsy de mpanaraka star academy aho fa mbo henoko ko ny hirany mazana le aretina... tohiny
novalian'i sarobidy ny 31/10/2007 08:20
xxx ( 13/04/2007 13:39)
aza mandainga!!! ilaina ve ny mandainga? . ZA dia manana havana akaiky mpandainga be tsy misy ohatr'izany tafahotra alo, ka efa tsy misy mino ze teneniny intsony . ny ahatahorana fotsiny raha sendra ... tohiny
novalian'i degoares ny 24/08/2007 07:51
lamie ( 06/04/2007 14:00)
Votre Excellence, Nous, FANDROTRARANA, ont lancé un appel pour l’abstention au referendum du 04 avril 2007 non pas par ambitions politiques déplacées mais parce que nous sommes conscients qu... tohiny
novalian'i Vahinala ny 09/04/2007 21:15
DotMG ( 05/04/2007 08:02)
Faly miarahaba ny TSIA aho izany tratry ny andro androany. Dia mirary azy hahatratra ny taona maro mitsingeringerina. Dia manantena fety be koa. Tsy resaka politika io ry anona a! I Tsia eto @ sera... tohiny
novalian'i sitlo ny 05/04/2007 19:21
bidagda ( 28/03/2007 15:58)
manao ahoana daholo! hitako t@ ity site ity le n° mora iantsoana any dago 22,5 cts ny mn fa misy iray any efa nanandrana aho 9cts 0,09 ny mn raha te hanandrana nareo Téléradin no anarany... tohiny
novalian'i bidagda ny 29/03/2007 13:33
salmo1 ( 28/03/2007 13:10)
Nijery vao2 t@ TV aho, omaly alina tao Paris nisy korotana, ny hakabetsahany mpanao korotana de olona miloko, (Miala tsiny, tsy fanakavahana olona miloko, raha miteny anzao aho). Fa nisy inona:?: ... tohiny
novalian'i sipagasy ny 29/03/2007 06:58
salmo1 ( 16/03/2007 15:43)
Misy kalakely izay any am misy azy any, asa izay hataony any, tsy fantatro satria izaho tsy mbola nahita :idea::roll: Ireto mpiray fianarana sy toerana aminy, manana fifandraisana amiko de mba mitan... tohiny
novalian'i salmo1 ny 17/03/2007 11:27
gasy4ever ( 25/01/2007 11:09)
Efa nivoaka ve ny lisitry ny ministra gvt Gl Charles Rabemananjara ? Rah eny dia mba tatero eto azafady, Misaotra mialoha !... tohiny
novalian'i pissoa ny 25/01/2007 11:56
gasy4ever ( 25/01/2007 10:59)
Aôna dôly ô, mba saika hanontany hoe efa nivoaka ve ny lisitry membres gouvernementa vao2. Misaotra mialoha eh !... tohiny
ratonga ( 22/12/2006 09:23)
http://africatime.com/afrique/nouv_pana.asp?no_nouvelle=297848&no_categorie=1... tohiny
novalian'i agoago ny 22/12/2006 14:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0496