Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i jaona, milahatra araka ny daty
jaona ( 11/04/2007 07:50)
hangataka tonon-kira
Sao dia mba misy manana ilay tonon-kira sady hatsiaka iny, kalon'ny fahiny ilay izy. Tsy haiko ny feony fa misy izao ilay izy: Manokombary olona ny ao antanana ka mangingina a! ny gisa ny gana ny akoh... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0068