Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i buraitoman, milahatra araka ny daty
buraitoman
(
29/04/2005 01:59)
mitady olona mahay Perl sy Java
Mitady olona mahay Perl sy Java aho.
Misy programa amin'ny Perl adika Java ka mila olona maika.
Asa iray na roa volana raha tena mahay azy.
Tsara karama.
Valio eto ihany dia ho jereko....
tohiny
novalian'i jlan ny 18/09/2005 15:03
