Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i zoulou, milahatra araka ny daty
zoulou
(
13/02/2009 04:10)
ny mpanolo-tsaina ve no ratsy sa?
lasa ihany ny saina mandinika ity fombandra8. mpanolo-tsaina gasy leon'ny didy jadony ve sa ny vahiny sorena @ tsy maintsy idirandra8 ho acionnaire @ze orinasa aoriny eto Mcar no tena manoro hevitra a...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/02/2009 08:51
zoulou
(
12/02/2009 05:47)
OHATRY NY OMBY MIJERY FLORA
dia mapime ny mijery ny ankabeazan'ny olona teny mahamasina ohatry ny omby mijery florà fotsiny, ny sasany izany moa dia nita-takolaka fotsiny, ireny izany le nomena vola e dia niakatra taty Tanà . ...
tohiny
novalian'i falyfenosoa ny 12/02/2009 11:58
zoulou
(
10/02/2009 04:57)
CARNAGE
Ninonina filazan'iza na iza, carnage iny t@ sabotsy iny, mendrika helohina izay nanome baiko tamin'iny (ra8), tokony hanaja ny teny napetrany izy "hiala aho raha misy 200 milahatra mitaky ny fialako",...
tohiny
novalian'i evev ny 11/02/2009 05:51
