Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i yuka, milahatra araka ny daty
yuka
(
16/03/2009 16:23)
MIARAMILA PANGALATRA TSY RARINY IZAO!!
Mba omeo vaovao ao Ambotsirohitra ao ry zareo a!...
tohiny
novalian'i Noue ny 16/03/2009 16:42
yuka
(
28/02/2009 11:37)
GASIKARA-TSIKA
Indrisy ry Nosiko ity zava-miseo
zary toa efa mankaleo
tsy araka intsony zava-misy!
samy voalaza ho manana milisy!
Ny vahoaka amin'izao dia mizara telo!
toe-javatra mampalahelo.
Ao ireo misafidy...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/02/2009 23:28
yuka
(
31/01/2009 12:53)
Momba ny sary
Miarahaba tompoko
saika hanontany za hoe,ahoana kay nymanala ireo soratra
key eo ambanin'ny sary reo azafady???
Miaotra mialoha!...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 03/02/2009 11:54
