Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i yasah, milahatra araka ny daty
yasah ( 09/11/2006 12:08)
ahoana ny fijernareo sipa manja ireny !
manahirana ho ahy mihitsy ny mifehy ireny sipa tsara ireny nefa ny bandy tena mba taraiky ,tsy fantatra mihitsy hoe mivarotra any à sisiny v sa mandeha miodina tsotra fotsiny sa .... za zany mijaly ... tohiny
yasah ( 02/11/2006 09:38)
politika ihany ity e!!
betsaka ny zavatra itako ataony ny fitondrana tena tsara ;fa mba hanao fanamarihana hoe :izay vita rehetra izay v dia tena ilainy ny vahoaka sa tsia ? toa ankalazaina b mihitsy lay izy nefa ny vahoaka... tohiny
novalian'i fijo ny 08/11/2006 23:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0177