Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i vonisandra, milahatra araka ny daty
vonisandra
(
13/02/2008 19:02)
fan tarika 'Zay tamny andron'i Malala
Miarahaba e,
Ho antsika izay mankafy ny tarika 'Zay dia nanokatra ity sujet ity aho.
Manimanina ireo hirahira rehetra tsy ankanavaka an'ny tarika 'Zay e.
Tadidinareo ve ny "nisy taratasy efa nape...
tohiny
novalian'i tsikih ny 25/02/2008 10:39
vonisandra
(
12/12/2007 21:40)
mitady mpiara-mianatra taloha NDL (Tera ao Paris)
Manahoana e,
Sao mba misy mahafantatra na afaka manome vaovao momba io olona tadiaviko io kay???
Tera no anarany, tovolahy, nianatra tao @ NDL antanimena t@ taona 90 tany ho any. Nisy nilaza tamiko ...
tohiny
