Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i tyfoly, milahatra araka ny daty
tyfoly ( 19/08/2007 21:58)
ampio e
ahona no atao mba hamerenana ny sipa taloha, raha za no nilaza we vita ny anay !, izy moa mipetraka 600km, , ny nahatonga ny fisarahana d izy nilaza we manahirana b ny halaviran-toerana ka mety hanahi... tohiny
novalian'i miraymel ny 25/11/2007 13:30
tyfoly ( 01/09/2006 15:20)
piment farcie
mba ahoana kay ny recette gasy raha hanao piment farcie? misaotra mialoha e!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/09/2006 20:23
tyfoly ( 20/04/2006 14:33)
lhl
manana namana iray za milaza we tsy tia vhv mihintsy hono izy , ary miseho mafy b fa tsy rototra @zany mihintsy , nefa tsara marihina aloha izy fa tsy pd e, ny mahakamo anefa d rehefa mahita vhv izy d... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 05/05/2006 14:19
tyfoly ( 15/03/2006 17:11)
tahotra
inona aloha ny mahatonga olona iray , rehef tia d ohatran'ny matahotra izany? matahotra ny tsy ho tiany v? sa manana complexe , v? matahotra ny tsy à la hauteur v? omeo hevitra ! ary ahoana ny atao m... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2006 05:43
tyfoly ( 01/03/2006 18:18)
telefonina
raha ohatra ka miantso ny sipanao @ tel in-3ianao, nefa rehefa avy eo tsy mahazo azy , tsara marihana fa @ alina 22h, nefa tonga d repondeur ilay antso 1, d ny faha-2 indray ni-sonner 2 fois d nivadik... tohiny
novalian'i Roch ny 21/04/2006 20:43
tyfoly ( 08/02/2006 18:34)
resaka hafahafa
mifanalavi-toerana zahako sy ny sipako , d mifampiresaka @ telefonina matetika izahay , fa misy zavatra tsy nampoiziko noteneniny t@ko we , mba andefafaso slipe-nao zahako fa @ zay za rehefa mba malah... tohiny
novalian'i dailynews ny 30/06/2006 15:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0631