Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i tomJoad, milahatra araka ny daty
tomJoad ( 14/05/2008 10:34)
n'aiza misy ahy ho tsaroako foana ianao
Manao ahoana daholo ny namana eto, mitady ny lohanteny sy ny mpihira ilay hira ity aho. 'n'aiza misy ahy ho tsaroako foana ianao, ny elananelantany tsy hanova ny fitiavako amin'ny alina mangina ia... tohiny
novalian'i kalovao ny 14/05/2008 13:36
tomJoad ( 26/03/2007 11:10)
Tondor-peo raha mila fanampiana
manakory aby namana eto, mba mihirahira sy mianatra mitendritendry , ka raha mba afaka ireo manan-talenta raha mba afa mampiditra ny tondrom-peo n'i 'raha mila fanampiana 'an 'i Mahaleo iny. Misaotr... tohiny
tomJoad ( 02/08/2006 15:27)
tondropeo voanakazo voarara
Salama daholo, Sao dia mba misy afaka mampiditra ny tondro-peo gitara an'i hiran'i Mahaleo 'voankazo voarara'. Mankasitraka sady mankatelina maialoha. Tom... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/08/2006 03:32
tomJoad ( 24/03/2006 09:39)
Baoro
Salama daholo ho an'ny namana, Izaho dia tena mpakafy an'i lolo sy ny tariny. @ ilay hira hoe raditra . Inona moa no tena dikan'ilay teny hoe baoro hitako @ tonokira. Io Raditra fa mipitrapitra ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2006 05:55
tomJoad ( 09/02/2005 08:13)
Fanontaniana hira
Misy hira slow kaiamba manja be izay mba tiako ho fantantra ny lohateniny sy ny mhihira azy . sarotra ny manazava hira @ soratra , tsy dia azoko loatra ny teny rehefa heniona ilay hira raha tsy izany ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0087