Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i tianarivo, milahatra araka ny daty
tianarivo ( 24/06/2008 20:30)
Malala " AKORY MOA ATAO "
Mba mitady hiran'i Malala niaraka nihira tam Jean Aimé taloha. Akory moa atao. Misaotra tompoko. ... tohiny
tianarivo ( 24/03/2004 19:10)
ARETIN DAMOSINA TSY METY AFAKA
NY mpisangisangy aoka tsy hananihany fa zava dehibe ho an'ny fiainako ity. MISAOTRA TOMPOKO Efa ho 4 taona mahery aho no narary lamosina nefa toa tsy nety mihintsy ny fitsaboana azy. Dokotera, Pro... tohiny
novalian'i rata88 ny 26/07/2012 11:29
tianarivo ( 28/10/2003 19:22)
MPANKAFY TEMPO GAIGY
Ry namana rehetra tiako lazainareo amiko ny zavatra rehetra mety ho fantatrareo momba momba ny Tempo Gaigy mpankafy ihany manko aho nefa indrisy tsy nanana fotoana nahazahoana ny N° téléphon-dry za... tohiny
novalian'i xxx ny 04/11/2005 01:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0068