Liste des messages

Liste des messages, inserés par tanymasina, par ordre de date
tanymasina ( 14/03/2009 11:17)
Mitomania ry Madagasikara
MITOMANIA RY TANIKO Monja Roindefo, MONIMA no natao Praiministra mpikomy Miady izay anjarany koa ny PSD, manasisika an’i Sylla Inona koa no tadiavin’izy mianaka AKFM manabe feo eo amin’ny... suite
répondu par xxx le 14/03/2009 12:38
tanymasina ( 09/03/2009 19:21)
VONJEO NY ZANAKANABAVINAREO
Ilay Reny malala nivadika ho renikely. Niteraka zaza mandoza mihotakotaka miady lova. Koa dia nihotakotaka noho izany ny fianankaviana. Ramalagasy – Very ny fahombiazan’ny finoany fa tsy nahala... suite
répondu par ifiona le 09/03/2009 19:26
tanymasina ( 08/03/2009 14:53)
MPAMINANY ODON no MIBAIKO JERIATRIKA
Tsy voahaja hono ny fepetra notakiany hiverenana hanelanelana !!! Fepetra inona ? I. Fahafahana miteny sy maneho hevitra ? Ny misy : - Lainga, TSAHO, fitaka hanodinam... suite
répondu par zandikely le 08/03/2009 18:38
tanymasina ( 04/03/2009 15:00)
ANDRY RECTO SYLLA VERSO
Sylla no avoaboaka eny fa hoe mahavaha ny krizy politika ankehitriny. Iza moa i Sylla ? Avy any Ste Marie izy. Isan’irony mbola miraiki-po amin’i Frantsa, mametraka an’i Ste Marie ho tany frant... suite
répondu par tafita le 04/03/2009 20:41
tanymasina ( 27/02/2009 12:07)
Manaiky Andry
Tsy mifampiraharaha Atoa Andry Rajoelina Manaiky ny zavatra mitombina entin’ny andaniny Andriamatoa Andry Rajoelina rehefa eo amin’ny fifampiraharahàna. Hoy ny tatitra : “Naneho ny fahavonon... suite
répondu par andrywui le 27/02/2009 16:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0069