Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i source, milahatra araka ny daty
source
(
30/07/2007 07:36)
Mitady hira
Salama daholo tompoko.
Izaho dia mitady ny hiran'i "Solo" hoe "Finoana" sy ilay hiran'i "Rolf" hoe "Lasanao ny foko".
Misaotra indrindra....
tohiny
novalian'i ngoiha ny 11/08/2007 08:07
source
(
15/11/2006 09:50)
Mitady Hira
Salama daholo,
Izaho dia mitady ny tonon-kiran'i Rossy ilay hoe "Avelao ho avy izay ho avy".
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i rlthd ny 27/11/2006 08:08
