Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i soleil, milahatra araka ny daty
soleil
(
23/07/2007 07:07)
MILA TOROHEVITRA SY VAVAKA
Faly miarahaba antsika rehetra eto @ forum ary dia manantena indrindra ny torohevitra sy fitondrana am-bavaka ny olana
Vao tsy ela akory aho de nijoro ho vavalombelon'ny fitiavan'Andriamanitra sy...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/07/2007 07:19
soleil
(
18/09/2006 09:45)
Fanaovana asa ivelan'ny asa mandritry ny congé
Miarahaba antsika rehetra aho ary saika hanontany hoe ahoana hoy ny lalanan'ny asa raha ohatra ka misy olona iray mandritry ny congé-ny manao asa hafa ivelan'ny orinasa misy azy , azon'ny mpampiasa a...
tohiny
novalian'i fiderana ny 03/10/2006 09:29
soleil
(
09/03/2006 15:31)
MITADY VAHAOLANA SY TOROHEVITRA
Manan-janaka mianadahy aho , ary mitaiza irery ny ankizy efa ho taona maro ihany izay
mihamitombo ny taonan'ny ankizy ary miha(mitombo toy izany koa ny adin-tsaina rehetra manoloana ny fianarana...
tohiny
novalian'i ninimalala ny 09/06/2006 03:33
