Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i shoooter, milahatra araka ny daty
shoooter ( 27/03/2009 08:22)
Tsisy afa tsy ny vavaka ny vahaolana
Tsy misy ahita tombotsoa amin'izao korotana lava izao isika e, ary tsy misy ahazo rariny amin'izao fifandrangitana lava izao, Ampidiro ao ampontsika Andriamanitra indrindra isika milaza fa samy kristi... tohiny
novalian'i xxx ny 27/03/2009 10:38
shoooter ( 24/03/2009 14:24)
Nanohana aza tsy vita maika fa anongana hono
Manohana fitondrana aza tsy vitan'ny tim maika fa hanogana, be heritreitra ko nge nefa tsy ita oe makaiza mpiasan'ny magro sy tiko eran'ny madagasikara chomeur kosa alo tena ampy 10000 e na mihoatra a... tohiny
novalian'i Oay ny 24/03/2009 17:01
shoooter ( 24/03/2009 04:40)
Tsy manaiky mitsy le pro ra8
TSy manaiky mitsy le pro ra8 na dia efa fantatra aza fa tsy possible, tsisy miaramila hanaraka anazy tsony eo sady ra8 nge ka nanipy gans fa tsy niatrika hatramin'ny farany araka ny lokalokany teny ia... tohiny
novalian'i kalovavy ny 24/03/2009 15:03
shoooter ( 23/03/2009 12:13)
adalan'izay mbola tim, hiara maty aminareo eto za ozizz ra8
Tena mampalaelo ny Tim fa nivaly taminy daholo ny zavatra nataony saingy indrisy fa tsy mazaka izy rehefa mihatra aminy ny tantara, nivadihan'ny emonaty izy ary to nilaina indray ilay kianjan'ny demok... tohiny
novalian'i gasmlay ny 23/03/2009 13:22
shoooter ( 05/03/2009 12:43)
Ohatran'izao zany ny mitranga rehefa tsy nahita fianarana ny
Ohatran'izao zany ny mitranga rehefa tsy nahita fianarana ny mpitondra amin'ny firenena anankiray, aleo ialana amin'izay ty resaka fanatisme sy tendance ty refa tonga ny fifidianana fa izay olona mana... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 14:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0069