Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rouvamiora, milahatra araka ny daty
rouvamiora ( 08/04/2011 19:40)
vidin'ny billet ao madagascar am fiaramanidina
Mba liana ny tena oe ohatrinona eo ny vidin'ny billet ao dago ao, ohatra oe: tana-diego, tana-toamasina, tana-toliara....? Indray2 manko mety oe maika tampoka.... tohiny
rouvamiora ( 08/02/2011 19:52)
Tazo tokoa ve sa zavatra hafa
Miarahaba antsika rehetra. Ny amin'ny zanako no mba hakako hevitra aminareo eto, matetika mandeha ran'orona nea mbola vao 3 taona monja. Ka nilaza ny dokotera fa noho ny tazo hono no mahatonga an'izan... tohiny
novalian'i jesuisla ny 19/01/2012 17:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0199