Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i romilino, milahatra araka ny daty
romilino ( 08/08/2007 18:02)
arotsay dieny izao
mba mitady ny tonony zahay e! misaotra mialoha ;-)... tohiny
romilino ( 27/05/2006 12:13)
fasam-bao
sahirana ny fianakaviana fa tsy mahafantatra ny fomba malagasy, toa misy fomba hono rehefa nahavita fasana vaovao. Ny olana dia izao: "toa hoe": tsy mahazo mampiditra faty lena ao @ fasam-bao raha t... tohiny
novalian'i missa ny 15/09/2013 15:51
romilino ( 16/05/2006 07:01)
ny code minier
aiza no hahitana ireo lalàna mikasika ny fananana ambanin'ny tany na ny code minier, ato amin'ny serasera ve misy hahitana ireny? raha tsia , aiza no hahitana azy. > Misaotra tompoko. ... tohiny
novalian'i romilino ny 03/06/2006 07:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0068