Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rejodi, milahatra araka ny daty
rejodi ( 03/08/2007 09:58)
Nosoratan'i Elie Rajaonarison,Taoka sy ronono
Faly miarahaba, Saika mba hitady ilay tononkira nosoratan'i Elie Rajaonarison aho hoe :Ny taoka sy ronono, ny feon-kira dia nalaina tamin'i Michel Fugain. Misaotra indrindra... tohiny
rejodi ( 17/07/2007 18:34)
Mbola tia
Azafady indrindra izay manana ny tonon-kira hirain'i Melky hoe MBOLA TIA dia mba hanoraty raha tsy manahirana,misaotra mialoha e!raha tsy diso aho dia hiran'i Max exception izy io fa hirain'i Melky ar... tohiny
rejodi ( 14/07/2007 15:21)
Izaho mbola tia
Mba alefaso kely azafady indrindra izay mahay ny tonokiran'iMeky hoe "Izaho mbola tia"misaotra indrindra... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079