Liste des messages

Liste des messages, inserés par ratavao, par ordre de date
ratavao ( 12/03/2009 11:54)
Fanontaniana?
Raikitra ihany ve le Fifampidihana androany sa tsia? De efa misy vao² mivaingana ve? misaotra sahady ho an'ireo mpamaly an-tsitrapo ka marina!... suite
répondu par xxx le 12/03/2009 13:29
ratavao ( 10/03/2009 13:18)
Fa tena marina ve ilay minisitry ny fiarovana niala e?
Marina ve io sa lainga efa tsy mampino intsony mantsy ny vao² mitranga etsy sy eroa fa efa tsy mandeha daholo ny haino aman-jery rehetra!... suite
répondu par fijo le 10/03/2009 21:46
ratavao ( 09/03/2009 14:57)
Hevi-dratsy tsy mety tapitra
Rehefa tsy nanao ny fanaony intsony ny EMMO-NAT dia nalefa ireo gros bras handroba mba hanasoketana fa ny vahoka no manondroba fa tsy misy emmo/nat handamina. De mody atao daholo izay mahomby rehetra ... suite
répondu par TEGEVE le 09/03/2009 20:07
ratavao ( 26/08/2008 10:50)
Manirerky malahelo
Mba saika hangataka an'io tonkira io misyio azafady... suite
ratavao ( 21/08/2008 12:20)
N'aiza n'aiza
Mba mangataka tononkiny,ny lohateniny die: "N'aiza n'aiza", ny mpihira tsy tadidiko fa misy an'izao ilay izy: N'aiza misy ahy dia ho tsaroako fona enao Reo ... suite
répondu par cutie le 21/08/2008 13:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077