Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ratakktikk, milahatra araka ny daty
ratakktikk ( 20/08/2008 18:15)
izao no vokany rehefa....[jereo ato]
Mba lanjalanjao ihany ny teny avoaka rehefa mahazo fahalalahana. Raha ianao malagasy vahoakany no tsy manaja ny filohanao, dia aza malahelo raha ny vahiny no tsy manome hasina azy. Eritrereto ho... tohiny
ratakktikk ( 16/07/2008 19:30)
tsy hevitro ity fa zava-nisy, ary tena marina...vakio
tsy hevitro velively ity fa hevitra nivoaka tamin'ny [b]taona 2007[/b]. mba entina hampisain-tsaina antsika rehetra. Amiko dia marina ny voalazan'ity ranamana ity:([i]somary lavalava kely ihany[/i])... tohiny
novalian'i tsimati ny 18/07/2008 01:18
ratakktikk ( 15/07/2008 19:53)
kidoropamba: voatendry ho ambasadaoro.....
Nande ny siosion-dresaka fa hotendrena ho masoivohon'i madagasikara any afganistana i kidoropamba atsy ho atsy. Vao henony mialoha anefa izany dia nitsipaka mafy ny andraikitra izay homena azy rana... tohiny
novalian'i tsimati ny 17/07/2008 03:08
ratakktikk ( 14/07/2008 21:15)
teny frantsay=fandrosoana....
Izay mbola mifikitra amin'ny fisainan'ny mpanjanatany ihany no mahita fa ratsy sy tsy mety ny ampiasana ny teny malagasy enti-mampianatra sy enti-miasa. Izay mbola voazanaky ny frantsay ara-tsaina ... tohiny
novalian'i tsimati ny 18/07/2008 01:31
ratakktikk ( 24/06/2008 20:29)
Esory raha mavita...
[i]Ozizy ny iranianina ndray andro:\"Zahay hanamboatra Baomba atomika\" Dia ozizy ny Amerikanina: \"E e e e, tandremo! ianareo tsy azo manamboatra\", t@ ny iranianina. Ozizy ny gasy taorina kelin\'z... tohiny
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 02:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076