Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ramhors, milahatra araka ny daty
ramhors
(
29/09/2005 20:50)
Hasoavan-jaza(didipaotra), famadihana, vody ondry, vody akoh
Mba eritreritra mandalo ny ahy ity hoe mbola misy mampihatra ve ireo fomba malagasy ireo any an-dafy any? Hoatra hoe hasoavan-jaza! tsy hoe vao teraka dia tapahana a! fa rehefa afaka roa taona iny, iz...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 14/10/2005 01:00
ramhors
(
28/09/2005 16:34)
betsaka tokoa ny mitady vady, miady mivady, saro-piaro no ny
betsaka tokoa hoa ny mitady vady, miady mivady ary dia saro-piaro tsy fidiny mihitsy koa amin'ny alalan'ny internet. Mety hahitana zava-tsoa, ary mety mitondra korontana ihany koa raha tsy mahay mitan...
tohiny
novalian'i lilbon ny 08/10/2005 04:57
