Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ralf, milahatra araka ny daty
ralf ( 18/12/2009 20:54)
Mankaleo: Ny mpanao politika no tena mamotika ny firenena
Mijaly ny firenentsika sy ny vahoaka fa lalaovin'ireo mpanao politika ireo fotsiny. Indrindra fa ireo efa goaika antitra be ireo. Mila tanora mandray andraikitra ny firenena. Ny fahantrantsika no arar... tohiny
novalian'i milamm ny 21/12/2009 14:35
ralf ( 02/04/2006 20:17)
gasy mahantra nefa manana
Mahagaga ho'aho fa hoe mahantra ny gasy nefa dia tena misy mihitsy ny manan-karena tsy misy toy izany. Ny hatsembohan'ny sasany ve no mahatafita azy ireny sa azo amin'ny fahamarinana tokoa. Misokatra ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/04/2006 13:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0102