Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rafoko, milahatra araka ny daty
rafoko ( 07/02/2008 08:56)
AMBANY Môraly (aia avao ny gasy)
Zavatra tena mahagaga ary hita eo amin'ny fiarahamonina ,ra vao misy iray tafita eo amin'ny Fiainana dia tsy maintsy misy ny manenjika anao.ary ataony mihitsy ze fomba hahalatsaka anao ho ambany... tohiny
novalian'i prime ny 29/02/2008 13:10
rafoko ( 06/02/2008 12:29)
Tafiditra andegilizy ny Mpagalatra
Lahady ny andro samy ao ampiangonana daholo mivavaka ,avy ny fandatsahan-drakotra Fomban'ny vehivavy ny mametraka ny pôketrany eo @ban ,kay ny sasany miandry ny fiodinana makany @alitara. Ami... tohiny
novalian'i catalyn ny 11/04/2009 16:02
rafoko ( 06/02/2008 08:12)
JESOSY contra Samoela sy Rakiky
Hono hoa tsimba mahatezitra anareo ve ra ny rainao manana ny lazany no ataon'nireo gafilo hira hotran'ireny ? sa ve le Santima no ambony de tsisy tsony ny reflex... tohiny
rafoko ( 05/02/2008 06:59)
Toaka
Fa maninona kay ny bandy rehefa mamo lasa tsy tia vary ? ôtrany zavatra vady zany ny fijerevako azy .Sa ve ny vatako no tsy salama ? Sa ny saiko no lohantavoangy ? Mba azavao ho an'iay mamak... tohiny
rafoko ( 28/01/2008 15:10)
Radiagona
Fa inona kay ry lery sy lorie no mahadonga antsika manota sa ve Ny devoly mahafantatra ny ao aneritreritrika ao ohatra: Misy mipetraka eo anilako manana telefone tena fa izy be ireny nadeha ... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/01/2008 16:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082