Radiagona

1. rafoko ( 28/01/2008 15:10)
Fa inona kay ry lery sy lorie no
mahadonga antsika manota sa ve
Ny devoly mahafantatra ny ao
aneritreritrika ao
ohatra:
Misy mipetraka eo anilako manana
telefone tena fa izy be ireny
nadeha ilay olona,hadinony ilay
telefone .
Handesiko ho ahy ,tsy mety satria ilay olona
mahafantra ahy ,hameko azy ,tiako ilay telefone
De raha ohatra ary ny devoly tsy mahalala ny ao anatin'ny lohatsika ao ,
:evil:
De eritreritra ratsy avy aiza no mibaiko ahy
hangalatra an'ily telefone ?:evil::evil::evil::twisted:R
novalian'i Veloo ny 28/01/2008 16:17
2. Veloo ( 28/01/2008 16:17)
Ity dia ho an'izay mino fa misy ny devoly.

Ny zavatra tsara aloha dia tsy mahafantatra an'izay ao an-tsain-tsika ny devoly, Andriamanitra irery no mahafantatra ny ao antsaina.
nefa kosa fantany eo am-pijerena ny tarehy ny zavatra tianao atao. Anjely nenjera avy an-danitra izy ary invisible ko.
Ary tadidio fa manana anjely roa daholo isika:
Ny iray dia manoro anao ny tsy hanao ny ratsy, miteny ny conscience-tsika oe tadidio fa tsy mety izao sy izao etc...
Ny iray dia ilay manoro anao ny ratsy ary miteny oe ataovy ko tsy misy olana io tsy misy mahita izay ataonao etc....
Mila mailo tsara isika fa tsy kely lalana i satana ary raha mana lavitra an'Andriamanitra isika dia vobabony tanteraka.

Mahereza e:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5559