Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i quartermoon, milahatra araka ny daty
quartermoon
(
17/11/2008 13:58)
mitady cours d anglais parlé intensifs maika be
bjr doly,
za ry reto mitady cours d anglais parlé maika be nefa mba moramora ny seance.1 mois ny ftoana ianarako azy satria za haanao entretien ka ra mba afaka manampy ana nareo manome adresse _...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 18/11/2008 22:00
quartermoon
(
06/10/2006 14:09)
mila namana hanao formation
bonjour! sao d mba misy mazoto hanao formation ao am croix rouge hiaraka amiko ahazoana C.S.S na Certificat Secourisme et Sauvetage? Tsy izany mantsy fa mila olona eo am 5 eo izy vao afaka mampanao fo...
tohiny
novalian'i kitjo ny 16/11/2006 15:13
quartermoon
(
19/09/2006 14:19)
fanotaninana KELY
Manahoana daolo!aona kay ry reto ny fomba ahazoana C.S.S na Certificat Sécurité Sauvetage ho an'ireo izay te-hanao PNC(Hôtesse de l'air/steward)? aiza no tokony hanantona ankoatry ny eny amn bureau...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 20/09/2006 06:56
