Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i pupuce, milahatra araka ny daty
pupuce
(
26/01/2009 15:12)
famorana zazalahy
aty an-dafy aho no mipetraka ka mba mila adiresyna dokotera manapaka zaza sao mba misy manana aty @ faritra avarabaratry frantsa raha misy
tsy tiko hatao any dago fa sao lasa tromatisan ho an-janako ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 30/01/2009 14:24
pupuce
(
08/04/2008 14:05)
izany ve no atao hoe mpivavaka?
mpivavaka be ireo rafozako ,tsy maintsy mivavaka maraina atoandro hariva ,tsy matory raha tsy mahavaky baiboly
Nefa mitsikera izao karazan'olona rehetra izao ,manenjika ireo tsy mitovy finoana aminy ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 25/04/2008 22:19
