Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i potakely, milahatra araka ny daty
potakely
(
24/05/2008 17:01)
HEKEKO SATRIA
Manaona daholo ianareo é !
Misy olona ve mba mananana ny tonon'ilay hira manao hoe :
Ny tianao no tiako satria....ny lalanao no lalako, ny alehanao no alehako
Hekeko satria ny anarany. Misaotra é...
tohiny
novalian'i ikalamako ny 26/05/2008 12:42
potakely
(
15/05/2007 08:31)
FILS D'ADELINE
Misy olona manana ny tonon'kira milaza hoe : "INONA NO ANTENAINAO" ? Fils d'Adeline no mihira azy. Merci...
tohiny
novalian'i potakely ny 23/05/2007 05:59
potakely
(
12/05/2007 15:32)
Momban'ny aretina atao hoe "Cavité syringomiélique"
Mitady olona voha an'io aretina io aho mba hazahoko toron'kevitra na hoe conseils d'hygiène de vie, exercices...fa tena mizaly mihitsy aho na dia mandray fanafody aza. Misy dokotera specialiste mafan...
tohiny
novalian'i potakely ny 18/05/2007 06:34
potakely
(
12/05/2007 13:22)
mitadi tononkira tompoko ô
misaotra betsaka izay olona afaka mandefa ahy ny tononkira oe : [b]inona no antenainao[/b], mpihira : Fils d'Adeline. ry koa : :wink:[b]efa trotrakin'ny hadin'tsaina[/b] fa tsy fantatro ny anaran'ilay...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/05/2007 09:56
