Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i pomderenette, milahatra araka ny daty
pomderenette ( 20/03/2012 14:16)
mianantra aiza ireo zanantsika izay afaka baccalauréat teto Mada
Miarahaba indray! 1/ Aiza no mianatra ny zanatsika izay afaka baccalaureat teo Madagasikara (bac frantsay io na malagasy na hafa)? 2/ Ahoana ny condition de vie any @ toerana misy azy any? (mipetrak... tohiny
novalian'i manoasoa ny 26/09/2012 07:29
pomderenette ( 16/03/2012 15:40)
fampizarana
HAFATRA AVY AMIN’NY MASINA MARIA VIRIJINY Voaray avy amin’ny Taranak’I Herzgovine ny 14/08/94 Ry zanako Malalako, Misaotra anao aho androany amin’ny vavaka ataonareo; satria izany hampitsaha... tohiny
novalian'i niryna ny 19/03/2012 15:32
pomderenette ( 03/03/2012 09:48)
Mitady psychologue eto Tana
Izaho mitady psychologue eto Tana, sao mba misy afaka manoro azafady, dia raha mety dia aohatrinona ny honoraire? misaotra mialoha ô!... tohiny
novalian'i jesuisla ny 14/03/2012 01:00
pomderenette ( 07/02/2012 02:17)
Fitsitsiana isan-karazany ao an-tokatrano aho
Ato no soratantsika ny fomba rehetra afaka hitsitsiana ao an-tokatrano ao. Atomboko ary: - Rehefa miantsena aho dia eny @ grossiste foana no mividy PPN fa miezaka tsy hividy eny @ épicerie satria en... tohiny
novalian'i kiriah ny 14/02/2012 14:55
pomderenette ( 06/02/2012 15:25)
nify madilo
inona ny fanafodin'ny nify madilo, efa avy tany @ dentiste, talohan'izay tsy nisy anizany fa rehefa avy any indray (herinandro aoriana) vao madilo. @ herinandro aho vao nahazo RDV any, ka sao mba mis... tohiny
novalian'i Ratoa ny 12/02/2012 17:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0067