Liste des messages

Liste des messages, inserés par paris10, par ordre de date
paris10 ( 04/02/2008 08:54)
ho atsika rehetra
(l)(l)Vavaka ho anao androany Iza no mampamirapiratra ny kintana amin'ny hatsarany rehetra ? Iza no mampikoriana ny renirano ? Ianao koa, tsy mila miady mafy vao tafita amin'ny fiainana, sa... suite
répondu par mimi le 08/03/2008 07:55
paris10 ( 11/01/2008 13:12)
ahoana no fahitanareo an'ity ?
[img]http://img253.imageshack.us/img253/4580/kambanahp2.jpg[/img] Maternité. Des naissances peu ordinaires, les médecins et sages-femmes de la maternité de Befelatanana en ont vu beaucoup. Mai... suite
répondu par nandrianina1 le 12/01/2008 03:54
paris10 ( 06/10/2007 18:51)
courage foana e!
A TOUS CEUX ET CELLES QUI PENSENT ENCORE ETRE JEUNES, HE HE He! ET BIEN NON, DETROMPEZ-VOUS!! Fini tout ça, ouvrez les yeux. Beaucoup d'étudiants qui vont entrer à la fac cette année sont n... suite
répondu par tywa68 le 14/10/2007 07:48
paris10 ( 02/07/2007 19:27)
saribakoly
ny tena saribakoly (poupée) taloha dia tena vita bakoly (porcelaine).Nisy hira zay fa tsy tadidiko loatra intsony,zay matadidy hoe mba tohizo dia mba lazao hoe iza moa ny nihara an'io: Ny sarikobako... suite
répondu par ktsif le 11/07/2007 15:00
paris10 ( 08/06/2007 08:38)
vavaka ho anao
Iza no mampamirapiratra ny kintana amin'ny hatsarany rehetra ? Iza no mampikoriana ny renirano ? Ianao koa, tsy mila miady mafy vao tafita amin'ny fiainana, satria ny tsa... suite
répondu par marozevo le 10/06/2007 20:29
paris10 ( 08/06/2007 08:34)
vavaka ho anao
Iza no mampamirapiratra ny kintana amin'ny hatsarany rehetra ? Iza no mampikoriana ny renirano ? Ianao koa, tsy mila miady mafy vao tafita amin'ny fiainana, satria ny tsa... suite
répondu par malyevah le 20/07/2007 07:57
paris10 ( 12/04/2007 07:14)
lundi de paques
nahafinaritra be ny excursion-nay:misy làlana 15km vao namboarin'ny japonais mantsy,boulevard de tokyo no anarany, na koa bay pass,anelanelan'ny Mandroseza sy route de Tamatave, na route d'antsirabe ... suite
répondu par Fiffi le 13/04/2007 17:39
paris10 ( 09/04/2007 17:13)
fiffi
fa nankaiza fiffi?:roll::roll:... suite
répondu par Fiffi le 10/04/2007 06:50
paris10 ( 31/03/2007 16:39)
mitady trano
mitady trano F3 ny cousine-ko any frantsa raha mety misy aminareo mahita na manana ahofa,F2 ny azy ka afaka mifanakalo raha mety.... suite
répondu par Fiffi le 10/04/2007 18:58
paris10 ( 31/03/2007 15:07)
mitady trano
manao aona daolo!mitady trano F3 izahay,F2 no ipetrahanay izao ka mety raha mifanakalo,misaotra betsaka!... suite
répondu par paris10 le 01/04/2007 13:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.009