Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i oldine, milahatra araka ny daty
oldine
(
23/09/2007 15:27)
fanintsiana tononkira
Noho ny fitiavana mihira na tsy mahay mihira aza dia matetika misy diso na tsy ampy ny tononkira hita ato. Izaho izany mbo mangataka hoe mba ahitsy fotsiny izy ireny raha misy tsy mety dia tsy asiana ...
tohiny
novalian'i lanto ny 23/09/2007 15:40
oldine
(
24/04/2007 11:27)
tsetratsetra tsy haritra
endre izany hafaliana mamaky ireo tononkira fandre tany an-tanindrazana.Sady amin'izay hira tsara daholo no ankamaroany.
Fabola betsaka no mbola tsy ao nefa tsara ihany koa.Ohatra:Toamasina an'i NY R...
tohiny
oldine
(
12/03/2007 15:13)
hifanerasera
Mba ela no naniriako hifandray amin'ny NY RAILOVY saingy izao angamba vao mety hisy hevitra.Tsy ny mpiara-mihira ao ihany anefa fa mba mitady an'i RAINILOLA ihany koa sy ireo tia ny tarika indrindra f...
tohiny
oldine
(
09/03/2007 11:08)
vetso miampita
Miarahaba antsika rehetra.
Izaho dia tia ny hiran'ny NY RAILOVY fahiny ka misongadina amin'izany ny feon'Jerome Randria na Andriamahatana Jerome.
Noho ny fitiavako an'io tarika io dia lasa nitovitov...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/03/2007 16:41
